\v 32 Io Jesosy io-Andriamanitra no nanangana an'Azy, ka vavolombelon'zany zahay daƓly. \v 33 No zany rafa nasandratry ny tagnan'ankavanan'Andriamanitra Izy de nandray ny Fanahy Masina nampagnantenaina avy tamin'ny Ray, efa narotsagny izany, ze hitanareo sy reigninareo.