\v 18 Ôtran'zany kô ny am'reo mpanompoko là sy ny mpanompoko vavy am'reo andro reo. Halatsako ny Fanako, ary zareo de haminagny. \v 19 zao de hampiseho ra-magaga egny amin'ny lagnitra agnambo sy famantarana egny amin'ny tany ambany, rà, afo, ary enton-tsetroka.