\v 14 Fa i Petera nitsangana niaraka tam'izy raika ambefolo, nampiakatra ny feony ary nilaza tam-jareo hoe: "Ry leilan'i jodea sy anareo daôly ze mipetra aketo Jerosalema, ôka ho fantatrareo zao, tandremo reo teniko. \v 15 Tsy mamo araka ze heverinareo zahay fa vao ora fatelo amin'ny andro zao.