auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-06-04 05:50:57 +08:00 committed by root
parent cbd806048e
commit fc9e9fa20c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 40 Ary nagnantso an'reo apostoly hiditra zareo ary nikaroka ny nandidy an'azy reo tsy hiteny amin'ny agnaran'i Jesosy, ary namela an'azy reo hande. \v 41 Izy reo de nandao ny fitsarana ampifaliana satria mendrika hitondra fafam-baraka ho an'le agnarana. \v 42 Tafaran'zay zareo, de tsy nijanona nampiantra sy nitory an'i Jesosy Kristy isan'andro, teo ankianjan'ny tempoly sy toka-tragno maro.
\v 40 Ary nagnantso an'reo apostoly hiditra zareo ary nikaroka ny nandidy an'azy reo tsy hiteny amin'ny agnaran'i Jesosy, ary namela an'azy reo hande. \v 41 Izy reo de nandao ny fitsarana ampifaliana satria mendrika hitondra fafam-baraka ho an'le agnarana. \v 42 Tafaran'zay zareo, de tsy nijanona nampiantra sy nitory an'i Jesosy Kristy isan'andro, teo ankianjan'ny tempoly sy tamin'ny toka-tragno maro.