auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 12:42:14 +03:00 committed by root
parent 36a1a6d8a2
commit fc52706600
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Am'zao, Tompo, jereo reo fampitandreman-jareo ary omeo reo mpanomponao mbô hitenenany ny teninao an-kasahiana tanteraka. Ahinjiro ny tananao mbô hagnasitrana, ary hagnomereo famantarana sy fagagana amin'ny alalan'ny agnaran'i Jesosy mpanomponao masina." Rafa avy nivavaka zareo, de nih
Am'zao, Tompo, jereo reo fampitandreman-jareo ary omeo reo mpanomponao mbô hitenenany ny teninao an-kasahiana tanteraka. Ahinjiro ny tananao mbô hagnasitrana, ary hagnomereo famantarana sy fagagana amin'ny alalan'ny agnaran'i Jesosy mpanomponao masina." Rafa avy nivavaka zareo, de nihozongozona ny tôrana ze niarahan-jareo nivory, ary feno ny Fanahy Masina izy daôly ary nilaza ny tenin'Andriamanitra an-kasahiana.

1
04/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny ankabeazan'reo ze nino de fo sy fagnahy raika. Tsisy nitareo fa ny ra ze azony de an'azy manokana, fa ra niarahan-jareo mana