auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-25 13:46:33 +03:00 committed by root
parent 00b9705dd2
commit fbd5864b36
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Indro, teo no ho eo de nisy telolà nitsangana takeo agnolôn'ny tragno ze nisy an'nay; nalefa avy taigny Kaisaria nankaty aminà zareo. Ny Fanahy de nandidy anà hiaraka amin-jareo, ary tsy tokony hagnisy fizahan-tava amin-jareo za. Reo ralà enina reo de nande niaraka taminà, ary nande nankao an-tragnon'le leila zahay. izy nikoragna taminay ny nahitany anjely raika nitsangana takao an-tragnony ary nitare hoe: "Magnirà leila aigny Jopa ary ento miverigna i Simona ze antsôvina hoe
Indro, teo no ho eo de nisy telolà nitsangana takeo agnolôn'ny tragno ze nisy an'nay; nalefa avy taigny Kaisaria nankaty aminà zareo. Ny Fanahy de nandidy anà hiaraka amin-jareo, ary tsy tokony hagnisy fizahan-tava amin-jareo za. Reo ralà enina reo de nande niaraka taminà, ary nande nankao an-tragnon'le leila zahay. izy nikoragna taminay ny nahitany anjely raika nitsangana takao an-tragnony ary nitare hoe: "Magnirà leila aigny Jopa ary ento miverigna i Simona ze antsôvina hoe Petera. Izy de hilaza hafatra raika aminao ze havôvonjy an'nao - anao sy ny ankohonanao daôly."