diff --git a/10/27.txt b/10/27.txt index 4e01c64..3480d28 100644 --- a/10/27.txt +++ b/10/27.txt @@ -1 +1 @@ -Raha mbola niresaka niaraka tamin'azy Petera, de niditra izy ary natazagna ôla marobe nitangorogna. Ozy izy tam-jareo hoe: "Ny tegnanareo mafantatra fa tsy ara-dalana ho an'ny Jiosy ny miar-miasa na mitsidika ôla avy amin'ny firenena hafa. Fa Andriamanitra nampisiho taminà fa tsy tokony hagnantso ôla hoe: fady na tsy madio. Zany no antony natongavako tsisy sakasakana, rafa nasainy za. Ka magnotany an'nareo za hoe naagnino \ No newline at end of file +Raha mbola niresaka niaraka tamin'azy Petera, de niditra izy ary natazagna ôla marobe nitangorogna. Ozy izy tam-jareo hoe: "Ny tegnanareo mafantatra fa tsy ara-dalana ho an'ny Jiosy ny miar-miasa na mitsidika ôla avy amin'ny firenena hafa. Fa Andriamanitra nampisiho taminà fa tsy tokony hagnantso ôla hoe: fady na tsy madio. Zany no antony natongavako tsisy sakasakana, rafa nasainy za. Ka magnotany an'nareo za hoe naag \ No newline at end of file