From f8f7db5cad873d5bf38bd0e5433f87aabf0f218b Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Sat, 6 Jun 2020 20:27:31 +0300 Subject: [PATCH] Sat Jun 06 2020 20:27:31 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 04/01.txt | 2 +- 04/05.txt | 2 +- 04/08.txt | 2 +- manifest.json | 2 ++ 4 files changed, 5 insertions(+), 3 deletions(-) diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index 28be1b5..291ff91 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -\c 4 \v 1 \v 3 \v 4 Raha nikoragna tam'reo vahôka i Petera sy Jaona, de tonga reo mpisorogna sy ny lehiben'ny mpiambina ny tempoly ary reo Sadoseo. \v 2 Sosy mafy zareo noho i Petera sy Jaona nampianatra ny vahôka sy nitory ny fitsanganana amin'ny maty tamin'ny alalan'i Jesosy. Nosamborina zareo ary natao taigny am-ponja mandrapatongan'ny ampolakeka, satria efa hariva ny andro tam'zany. Kanefa betsaka tam'reo ôla ze nandregny ny hafatra no nino; ary ny isan'reo leila ze nino de dimy arivo teo ho eo. \ No newline at end of file +\c 4 \v 1 Raha nikoragna tam'reo vahôka i Petera sy Jaona, de tonga reo mpisorogna sy ny lehiben'ny mpiambina ny tempoly ary reo Sadoseo. \v 2 Sosy mafy zareo noho i Petera sy Jaona nampianatra ny vahôka sy nitory ny fitsanganana amin'ny maty tamin'ny alalan'i Jesosy. \v 3 Nosamborina zareo ary natao taigny am-ponja mandrapatongan'ny ampolakeka, satria efa hariva ny andro tam'zany. \v 4 Kanefa betsaka tam'reo ôla ze nandregny ny hafatra no nino; ary ny isan'reo leila ze nino de dimy arivo teo ho eo. \ No newline at end of file diff --git a/04/05.txt b/04/05.txt index d4e7a38..6257a8e 100644 --- a/04/05.txt +++ b/04/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 \v 7 Ary nony amaraignan'igny de niangona tao Jerosalema ny mpanapak'zareo, zokiolona ary reo mpanora-dalàna. Teo i Anasy mpisoronabe, Kaiafa, Jaona sy Aleksandro sy ze daôly havan'reo mpisoronabe. Nony naroso takeo ampovôny i Petera sy jaona, de nagnontany an-jareo hoe: "Amin'ny hery ino, na amin'ny anaran'ino, no nagnanôvanareo zany?" \ No newline at end of file +\v 5 Ary nony amaraignan'igny de niangona tao Jerosalema ny mpanapak'zareo, zokiolona ary reo mpanora-dalàna. \v 6 Teo i Anasy mpisoronabe, Kaiafa, Jaona sy Aleksandro sy ze daôly havan'reo mpisoronabe. \v 7 Nony naroso takeo ampovôny i Petera sy jaona, de nagnontany an-jareo hoe: "Amin'ny hery ino, na amin'ny anaran'ino, no nagnanôvanareo zany?" \ No newline at end of file diff --git a/04/08.txt b/04/08.txt index e456249..b29342d 100644 --- a/04/08.txt +++ b/04/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 \v 10 Avekeo i Petera, feno ny Fanahy Masina, de nitare an-jareo hoe: "Anao ry mpanapaka ny vahôka, sy lôholona, raha nagnontanena momban'ny asa soa nataonay tamin'io leila narary io zahay tamin'io andro io - tamin'ny fomba nanakpory no nahasitrana io leila io? De ôka ho fantatrareo daôly ary ry vahôkan'Israely daôly, fa tamin'ny agnaran'i Jesosy Kristy avy aigny Nazareta, ze nohombonareo, le natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty - tamin'ny alalany no itsanganan'ty leila ty salama aketo amasonareo." \ No newline at end of file +\v 8 \v 9 Avekeo i Petera, feno ny Fanahy Masina, de nitare an-jareo hoe: "Anao ry mpanapaka ny vahôka, sy lôholona, raha nagnontanena momban'ny asa soa nataonay tamin'io leila narary io zahay tamin'io andro io - tamin'ny fomba nanakpory no nahasitrana io leila io? \v 10 De ôka ho fantatrareo daôly ary ry vahôkan'Israely daôly, fa tamin'ny agnaran'i Jesosy Kristy avy aigny Nazareta, ze nohombonareo, le natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty - tamin'ny alalany no itsanganan'ty leila ty salama aketo amasonareo." \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index d217b44..75cf6e7 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -83,6 +83,8 @@ "03-21", "03-24", "04-title", + "04-01", + "04-05", "04-36", "05-01", "05-03",