auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 14:43:46 +08:00 committed by root
parent 1fbd20ab9e
commit f31dc332af
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Novonoinareo ny mpagnorina ny fiaignana, nefa natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty - ary vavolombelon'zany zahay. Am'zao fotôna zao noho ny finona ny agnarany le leila ze hitanareo sy fantatrareo, igny agnarana igny ihany no nahatonga an'azy matanjaka. Ny finona avy amin'i Jesosy no nagnome izao fagnasitragnana feno ho an'azy ake
Novonoinareo ny mpagnorina ny fiaignana, nefa natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty - ary vavolombelon'zany zahay. Am'zao fotôna zao noho ny finona ny agnarany le leila ze hitanareo sy fantatrareo, igny agnarana igny ihany no nahatonga an'azy matanjaka. Ny finona avy amin'i Jesosy no nagnome izao fagnasitragnana feno ho an'azy aketo agnatrihanareo daôly zao.

1
03/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Am'zao fotôna zao, ry rahala, fantatro fa nagnano an'zany anareo noho ny tsy fafataranareo, salan'ny nataon'reo mpitondra an'nareo kô. Fa reo ra ze vôlazan'Andriamanitra mialô tamin'ny vavan'reo mpaminagny daôly, tokony hijaly ny Krist