auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 15:36:05 +08:00 committed by root
parent 98398f9cd3
commit f0404310c9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Ary ny fiangonana tao Antioka, de nisy mpaminagny sy mpampianatra maro. Zareo de Barnabasy, Simona (ze antsovina hoe Nigera). Lisiosa avy amin'i Sirena, Manaena (le rahala ze niolonana tamin'i Heroda mpanapak), ary Saoly. Raha mbola nidera ny Tompo sy nifady ahanina zareo, ny Fanahy Masina nitare hoe: "Atokano ho anà Barnabasy sy i Saoly, mba hagnano ny asa ze nagnatsovako an'azy reo." Tafaran'ny nifaden-jareo ahanina, sy nivavahany, de nametrahan-jareo tagnana reo leila reo, ary nalefan-jareo.
\v 1 \v 3 Ary ny fiangonana tao Antioka, de nisy mpaminagny sy mpampianatra maro. Zareo de Barnabasy, Simona (ze antsovina hoe Nigera). Lisiosa avy amin'i Sirena, Manaena (le rahala ze niolonana tamin'i Heroda mpanapak), ary Saoly.\v 2 Raha mbola nidera ny Tompo sy nifady ahanina zareo, ny Fanahy Masina nitare hoe: "Atokano ho anà Barnabasy sy i Saoly, mba hagnano ny asa ze nagnatsovako an'azy reo." Tafaran'ny nifaden-jareo ahanina, sy nivavahany, de nametrahan-jareo tagnana reo leila reo, ary nalefan-jareo.