diff --git a/21/01.txt b/21/01.txt index 78352ed..9f34eae 100644 --- a/21/01.txt +++ b/21/01.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa niala takeo amin-jareo zahay de niantsambo, ary nizotra lala-mahitsy nankaigny amin'ny tanànan'i Kosy, nankaigny amin'ny tanànan'i Roda ny andro magnaraka, ary avy takao de nankaigny amin'ny tanànan'i Patara. Rafa natazagna sambo nempita nankaigny Foinika zahay, de niditra takao zahay ka niantsambo. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Rafa niala takeo amin-jareo zahay de niantsambo, ary nizotra lala-mahitsy nankaigny amin'ny tanànan'i Kosy, nankaigny amin'ny tanànan'i Roda ny andro magnaraka, ary avy takao de nankaigny amin'ny tanànan'i Patara. Rafa natazagna sambo nempita nankaigny Foinika zahay, de niditra takao zahay ka niantsambo. \ No newline at end of file diff --git a/21/03.txt b/21/03.txt index 87307c7..5fdef6f 100644 --- a/21/03.txt +++ b/21/03.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa avy nahita an'i kyprosy, de namela zany taigny ampitan'ny sambo, niantsambo ho aigny Syrua zahay ary niantsogna takao Tyro, tôrana ze namoan'reo tantsambo ny entana takao agnaty sambo. Raha vô natazagna an'reo mpianatra zahay, de nijagnona taigny nandritra ny fito andro. Tamin'ny alalanny Fanahy de nandresy latra an'i Paoly hatraigny zareo mbô tsy hande ho aigny Jeroalema. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 Rafa avy nahita an'i kyprosy, de namela zany taigny ampitan'ny sambo, niantsambo ho aigny Syrua zahay ary niantsogna takao Tyro, tôrana ze namoan'reo tantsambo ny entana takao agnaty sambo. Raha vô natazagna an'reo mpianatra zahay, de nijagnona taigny nandritra ny fito andro. Tamin'ny alalanny Fanahy de nandresy latra an'i Paoly hatraigny zareo mbô tsy hande ho aigny Jeroalema. \ No newline at end of file diff --git a/21/05.txt b/21/05.txt index 0799baa..860180a 100644 --- a/21/05.txt +++ b/21/05.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa tapitra ny andronay taigny, de niala takao zahay ka nande tamin'ny làlanay, ary izy daôly, niaraka tam'reo vady aman-jagnany, nagnaraka nivôka takao amin'ny tanàna. Ary nandohalika taigny amoron-dragnomasina de nivavaka ary nifagnano veloma. De niditra takao an-tsambo zahay, ary zareo niverigna taigny an-tragnony. \ No newline at end of file +\v 5 \v 6 Rafa tapitra ny andronay taigny, de niala takao zahay ka nande tamin'ny làlanay, ary izy daôly, niaraka tam'reo vady aman-jagnany, nagnaraka nivôka takao amin'ny tanàna. Ary nandohalika taigny amoron-dragnomasina de nivavaka ary nifagnano veloma. De niditra takao an-tsambo zahay, ary zareo niverigna taigny an-tragnony. \ No newline at end of file diff --git a/21/07.txt b/21/07.txt index fe691a2..2accd05 100644 --- a/21/07.txt +++ b/21/07.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa vitanay ny de taigny Tyro, de tonga taigny Ptolemaisy zahay. Taigny de naifanena tam'reo ralà ary nijagnona ray andro niaraka tamin-jareo. Ny amaraigna de niala takao zahay ary nande taigny Sezarea. Niditra ny tragnon'i Filipo tsika, evanjelista, ze raika tam'reo fito, ary nijagnona niaraka tamin'azy zahay. Am'zao fotôna zao io leila io de nanan-janaka vavy virijiny efatra ze naminagny. \ No newline at end of file +\v 7 \v 8 \v 9 Rafa vitanay ny de taigny Tyro, de tonga taigny Ptolemaisy zahay. Taigny de naifanena tam'reo ralà ary nijagnona ray andro niaraka tamin-jareo. Ny amaraigna de niala takao zahay ary nande taigny Sezarea. Niditra ny tragnon'i Filipo tsika, evanjelista, ze raika tam'reo fito, ary nijagnona niaraka tamin'azy zahay. Am'zao fotôna zao io leila io de nanan-janaka vavy virijiny efatra ze naminagny. \ No newline at end of file diff --git a/21/17.txt b/21/17.txt index 9b9253e..a56dd77 100644 --- a/21/17.txt +++ b/21/17.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa tonga taigny Jerosalema zahay, de nandray an'nay am-pifalena reo ralà. Ny amaraigna de nagnaraka an'nay i Paoly ho aigny amin'i Jakoba, ary takeo daôly reo lôhôla. Rafa avy niarahaba an-jareo izy, de nitatitra tsiraikaraika reo ra daôly ze efa nataon'Andriamanitra tam'reo Jentilisa tamin'ny alalan'ny asa fagnompôny. \ No newline at end of file +\v 17 \v 18 \v 19 Rafa tonga taigny Jerosalema zahay, de nandray an'nay am-pifalena reo ralà. Ny amaraigna de nagnaraka an'nay i Paoly ho aigny amin'i Jakoba, ary takeo daôly reo lôhôla. Rafa avy niarahaba an-jareo izy, de nitatitra tsiraikaraika reo ra daôly ze efa nataon'Andriamanitra tam'reo Jentilisa tamin'ny alalan'ny asa fagnompôny. \ No newline at end of file diff --git a/21/20.txt b/21/20.txt index a7bf9b1..3f6df0f 100644 --- a/21/20.txt +++ b/21/20.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa naregny an'zany zareo, de nidera an'Andriamanitra, ary nitare tamin'azy hoe: "Hitanao, ry ralà, agn'arivony firy no nino tam'reo Jiosy. Tapa-kevitra izy daôly hitandrina ny lalàna. Efa nolazain-jareo ny momba an'nao, fa anao de mampianatra reo Jiosy daôly ze mipetraka akeo am'reo Jentilisa hahafoy an'i Misesy, ary anao milaza an-jareo tsy hamora ny zagnany, ary tsy hagnaraka ny fomba talô. \ No newline at end of file +\v 20 \v 21 Rafa naregny an'zany zareo, de nidera an'Andriamanitra, ary nitare tamin'azy hoe: "Hitanao, ry ralà, agn'arivony firy no nino tam'reo Jiosy. Tapa-kevitra izy daôly hitandrina ny lalàna. Efa nolazain-jareo ny momba an'nao, fa anao de mampianatra reo Jiosy daôly ze mipetraka akeo am'reo Jentilisa hahafoy an'i Misesy, ary anao milaza an-jareo tsy hamora ny zagnany, ary tsy hagnaraka ny fomba talô. \ No newline at end of file diff --git a/21/22.txt b/21/22.txt index ff3ab83..e3b9da1 100644 --- a/21/22.txt +++ b/21/22.txt @@ -1 +1 @@ -Ino ma no tokony hataontsikana? Ho regnin-jareo tokoa fa tonga anao. Ka ataovy ze lazainay an'nao. Managna leila efatra ze nagnano voady zahay. Ento reo leila reo ary diovy miaraka amin-jareo ny tegnanareo, ary aloavy reo fandanian-jareo, mbô hagnaratra ny lôny zareo. Ka ho fantatry ny ôla daôly fa reo ra ze nolazaina momba an'nareo de diso. Ho fantatr'zareo fa anao de magnaraka lalàna kô. \ No newline at end of file +\v 22 \v 23 \v 24 Ino ma no tokony hataontsikana? Ho regnin-jareo tokoa fa tonga anao. Ka ataovy ze lazainay an'nao. Managna leila efatra ze nagnano voady zahay. Ento reo leila reo ary diovy miaraka amin-jareo ny tegnanareo, ary aloavy reo fandanian-jareo, mbô hagnaratra ny lôny zareo. Ka ho fantatry ny ôla daôly fa reo ra ze nolazaina momba an'nareo de diso. Ho fantatr'zareo fa anao de magnaraka lalàna kô. \ No newline at end of file diff --git a/21/25.txt b/21/25.txt index abd2815..ace296a 100644 --- a/21/25.txt +++ b/21/25.txt @@ -1 +1 @@ -Fa mikasika an'reo Jentilisa ze nino, zahay de nagnoratra sy nagnome torolalana fa tokony hitandrina ny tegnany amin'ny ra vita sorogna ho an'ny sampy zareo, avy amin'ny rà, avy am'ze nokedaina, sy avy amin'ny fijangajangana. Avekeo de nalain'i Paoly reo leila, ary ny amaraigna, izy nagnadio ny tegnany niaraka tamin-jareo, niditra takao an-tempoly, nagnambara ny vanim-potônan'ny andron'ny fagnadiovana, mandra-pagnatitra ny fagnatitra ho an'ny ôla tsiraikaraika tamin-jareo. \ No newline at end of file +\v 25 \v 26 Fa mikasika an'reo Jentilisa ze nino, zahay de nagnoratra sy nagnome torolalana fa tokony hitandrina ny tegnany amin'ny ra vita sorogna ho an'ny sampy zareo, avy amin'ny rà, avy am'ze nokedaina, sy avy amin'ny fijangajangana. Avekeo de nalain'i Paoly reo leila, ary ny amaraigna, izy nagnadio ny tegnany niaraka tamin-jareo, niditra takao an-tempoly, nagnambara ny vanim-potônan'ny andron'ny fagnadiovana, mandra-pagnatitra ny fagnatitra ho an'ny ôla tsiraikaraika tamin-jareo. \ No newline at end of file diff --git a/21/27.txt b/21/27.txt index 62eee34..dc793fa 100644 --- a/21/27.txt +++ b/21/27.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa ho tapitra reo andro fito, reo Jiosy sasantsasagny avy agny Asia, natazagna an'i Paoly takao an-tempoly, nampikorontana reo vahôka manontolo, ary nisambotra an'azy. Nitabataba zareo hoe: "Ry ôlon'Israely, ampeo zahay." Io le leila ze nampianatra ny ôla daôly hatraiza hatraiza reo ra ze magnohitra ny ôla, ny lalàna, ary ty tôrana ty. Fanamin'zany, nitondra Grika tao an-tempoly iany kô izy ary nandoto an'ty tôrana masina ty." Fa zareo teo alô natazagna an'i Trofima ze Efezianina niaraka tamin'azy takao an-tanàna, ary nieritreritra zareo fa i Paoly no nitondra an'azy takao an-tempoly. \ No newline at end of file +\v 27 \v 28 \v 29 Rafa ho tapitra reo andro fito, reo Jiosy sasantsasagny avy agny Asia, natazagna an'i Paoly takao an-tempoly, nampikorontana reo vahôka manontolo, ary nisambotra an'azy. Nitabataba zareo hoe: "Ry ôlon'Israely, ampeo zahay." Io le leila ze nampianatra ny ôla daôly hatraiza hatraiza reo ra ze magnohitra ny ôla, ny lalàna, ary ty tôrana ty. Fanamin'zany, nitondra Grika tao an-tempoly iany kô izy ary nandoto an'ty tôrana masina ty." Fa zareo teo alô natazagna an'i Trofima ze Efezianina niaraka tamin'azy takao an-tanàna, ary nieritreritra zareo fa i Paoly no nitondra an'azy takao an-tempoly. \ No newline at end of file diff --git a/21/30.txt b/21/30.txt index 65e695e..c57349e 100644 --- a/21/30.txt +++ b/21/30.txt @@ -1 +1 @@ -Nisavoritaka ny tanàna daôly, ary niaraka niazakazaka sy nisambotra an'i Paoly ny ôla. Nisintona an'azy hivôka akao amin'ny tempoly zareo, de nakatona teo no ho eo ny varavaragna. Raha teo am-pamonôna an'azy zareo, de nisy vaovao tonga taigny amin'ny kapitenin'ny mpiambina fa mikorontana avokoa Jerosalema ray manontolo. \ No newline at end of file +\v 30 \v 31 Nisavoritaka ny tanàna daôly, ary niaraka niazakazaka sy nisambotra an'i Paoly ny ôla. Nisintona an'azy hivôka akao amin'ny tempoly zareo, de nakatona teo no ho eo ny varavaragna. Raha teo am-pamonôna an'azy zareo, de nisy vaovao tonga taigny amin'ny kapitenin'ny mpiambina fa mikorontana avokoa Jerosalema ray manontolo. \ No newline at end of file