auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-25 17:38:15 +08:00 committed by root
parent 449cc2cdcd
commit e8e96c348d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nakeka andro de nisy anjelin'ny Tompo nanokatra ny varavaran'ny tragno maizigna ary namôka an-jareo tao sy niteny hoe: Mandiana, mitsangana akao amin'ny Tempoly ary mitarava amin'reo ôla ny teny am'ty fiaignana ty. Rafa nareigny an'zany zareo, de nidritra tao amin'ny tempoly zareo ra vô keka ny andro ka nampianatra. Fa tonga ny mpisorogna be,
Ary nakeka andro de nisy anjelin'ny Tompo nanokatra ny varavaran'ny tragno maizigna ary namôka an-jareo tao sy niteny hoe: Mandiana, mitsangana akao amin'ny Tempoly ary mitarava amin'reo ôla ny teny am'ty fiaignana ty. Rafa nareigny an'zany zareo, de nidritra tao amin'ny tempoly zareo ra vô keka ny andro ka nampianatra. Fa tonga ny mpisorogna be, sy reo ze niaraka tamin'azy, namory reo fitsarana daôly, reo loholon'reo vahôkan'Israely, ary nalefa tao an-dragno maizigna mba hamôaka reo apostoly.