auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-25 13:46:33 +03:00 committed by root
parent babaac0808
commit e3920bd711
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa Petera nanomboka nagnazava ny ra nitranga tamin-jareo tamin'ny antsipiriany; ozy hoe: "Nivavaka taigny amin'ny tanànan'ny Jopa za, ary nahita fahitana ny amin'ny fisian'ny ra raika ze nidigna, salan'ny lamba gedabe nahidigna avy aigny an-dagnitra tam'reo zorogny efatra za. Nidigna takeo aminà zany.
Fa Petera nanomboka nagnazava ny ra nitranga tamin-jareo tamin'ny antsipiriany; ozy hoe: "Nivavaka taigny amin'ny tanànan'ny Jopa za, ary nahita fahitana ny amin'ny fisian'ny ra raika ze nidigna, salan'ny lamba gedabe nahidigna avy aigny an-dagnitra tam'reo zorogny efatra za. Nidigna takeo aminà zany. Nivandrigna an'zany za ary nisaintsaigna momba an'zany. Natazagna reo biby mana-tongotra efatra amin'ny tany, reo biby de, reo biby mandady, ary reo vorogna aigny amin'ny lagnitra za.

1
11/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avekeo za de naregny feo nitare taminà hoe: "Mitsangana, ry Petera; mamon