auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-26 09:03:49 +03:00 committed by root
parent abb187c21e
commit deaec546e4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny sasagny tam'reo vahôka nitabataba ra raika ary reo hafa ra hafa. Satria tsy afaka nikoragna na ino na ino ny kapiteny noho ny tabataba daôly, de nasainy nentina ho aigny amin'ny rova i Paoly. Rafa tonga takeo amin'ny tôtra izy, de nentin'reo miaramila izy noho ny herisetran'ny vahôka. Fa nagnaraka takao afara ny vahôka betsaka ary nanohy nihora
Ny sasagny tam'reo vahôka nitabataba ra raika ary reo hafa ra hafa. Satria tsy afaka nikoragna na ino na ino ny kapiteny noho ny tabataba daôly, de nasainy nentina ho aigny amin'ny rova i Paoly. Rafa tonga takeo amin'ny tôtra izy, de nentin'reo miaramila izy noho ny herisetran'ny vahôka. Fa nagnaraka takao afara ny vahôka betsaka ary nanohy nihorakorak