auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 20:33:42 +08:00 committed by root
parent 582f6a0d46
commit dced705fed
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa nisafidy andro ho an'azy izy reo, de betsaka kokô reo ôla nagnatona an'azy taigny amin'ny tragno nitobinay. Nampafantatra an'le rahara tam'jareo izy, ary nijoro vavolombelona momban'ny fanjakan'Andriamanitra. Niezaka nandresy latra an'azy reo ny momba an'i Jesosy izy, na tamin'ny alalan'i Mosesy
Rafa nisafidy andro ho an'azy izy reo, de betsaka kokô reo ôla nagnatona an'azy taigny amin'ny tragno nitobinay. Nampafantatra an'le rahara tam'jareo izy, ary nijoro vavolombelona momban'ny fanjakan'Andriamanitra. Niezaka nandresy latra an'azy reo ny momba an'i Jesosy izy, na tamin'ny alalan'i Mosesy zany na tamin'ny alalan'ny mpaminagny, nanomboka maraina ka hatramin'ny takariva. Ny sasagny de resy latra tam'reo ra ze vôlaza, raha tsy nino kosa reo hafa.

1
28/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa tsynifagnaraka zareo, de lasa tafara'ny nagnambara