auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 18:23:42 +08:00 committed by root
parent dc9ff29676
commit dceb2ab8c2
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary takeo ankeiky teo de nisy reo tany ze an'le leila leiben'ny nosy, leila antsovina hoe: Poplio. Nandray an'nay izy ary nagnome ahanina an'nay tamin'ny hatsaram-pagna nandritra ny telo andro. Ny rain'i Poplio de nararin'ny tazo sady nivalandrà. Raf nande nankaigny amin'azy Paoly, de nivavaka izy, nametraka ny tagnany teo amin'azy, ary nagnasitrana an'azy. Tafaran'ny nitrangan'zany, de nagnatona an'azy avokoa ny ambin'ny vahôka daôly ze narary teo am
Ary takeo ankeiky teo de nisy reo tany ze an'le leila leiben'ny nosy, leila antsovina hoe: Poplio. Nandray an'nay izy ary nagnome ahanina an'nay tamin'ny hatsaram-pagna nandritra ny telo andro. Ny rain'i Poplio de nararin'ny tazo sady nivalandrà. Raf nande nankaigny amin'azy Paoly, de nivavaka izy, nametraka ny tagnany teo amin'azy, ary nagnasitrana an'azy. Tafaran'ny nitrangan'zany, de nagnatona an'azy avokoa ny ambin'ny vahôka daôly ze narary teo am'le nosy ary sitrana. Ny vahôka ihany kô de nagnome voninahitra an'nay tamin'ny voninahitra maro. Ary rafa niomana ande antsambo zahay, de nagnome an'nay ze nilainay zareo.

1
28/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Afala telo volana zahay de nande an-tsambo ze ni