auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 14:43:46 +08:00 committed by root
parent 14ff2939c4
commit dc0ba9d49a
3 changed files with 3 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa Paoly sy Barnabasy nitare am-pasahiana ary nilaza hoe: "Le ho vôlaza aminareo mialô ny tenin'Andriamanitra. Fa rafa manosika an'zany nareo ary mihevitra ny tagnanareo ho tsy mendrika ny fiaignana mandrakizay, de alao hiverigna aigny amin'ny Jentilisa zahay. Araka ze efa nandidian'ny Tompo an'nay, magnano hoe: 'Napetrako mba ho fazavan'ny Jentilisa nareo, zany no tokony hitondranareo famonjena ho an'reo ze aigny aminn
Fa Paoly sy Barnabasy nitare am-pasahiana ary nilaza hoe: "Le ho vôlaza aminareo mialô ny tenin'Andriamanitra. Fa rafa manosika an'zany nareo ary mihevitra ny tagnanareo ho tsy mendrika ny fiaignana mandrakizay, de alao hiverigna aigny amin'ny Jentilisa zahay. Araka ze efa nandidian'ny Tompo an'nay, magnano hoe: 'Napetrako mba ho fazavan'ny Jentilisa nareo, zany no tokony hitondranareo famonjena ho an'reo ze aigny amin'ny fara-vazan-tany."

1
13/48.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa nareigny an'zany ny Jentilisa, de faly sy nidera ny tenin'ny Tompo. Ary betsaka reo ze vôtendry ho amin'ny finoana ny fiaignana mandrakizay no nino. Ary ny tenin'ny Tompo de niely eran'ny faritra manontolo.

1
13/50.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa