auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 20:36:20 +03:00 committed by root
parent 96e8118248
commit dbebe42669
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Te hiditra takao am'reo vahôka maro i Paoly, fa nosakanan'reo mpianatra izy. Ary iany kô, ny sasagny tam'reo manam-paefana takao amin'ny faritr'i Asia ze namany de nandefa hafatra nangataka an'azy mafy tsy hiditra akao amin'ny tragno fagnanôvana fampisehoana an-tsehatra. Ôla sasantsasagny no nikiki
Te hiditra takao am'reo vahôka maro i Paoly, fa nosakanan'reo mpianatra izy. Ary iany kô, ny sasagny tam'reo manam-paefana takao amin'ny faritr'i Asia ze namany de nandefa hafatra nangataka an'azy mafy tsy hiditra akao amin'ny tragno fagnanôvana fampisehoana an-tsehatra. Ôla sasantsasagny no nikikika ra raika, ary ny an'ny sasagny hafa, satria takao agnaty fifanjevoana ny vahôka. Ny ankabeazan-jareo aza tsy mahafantatra akory hoe nagnino zareo no niara-tonga.

1
19/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny sasagny tam'reo