auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-21 06:41:56 +08:00 committed by root
parent b9e2919331
commit da7d07acf1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
No zany, rafa niara-tonga teto zareo, de tsy nandigny za fa ny andro magnaraka de nipetraka teo amin'ny seza fitsarana za ary nasaiko nampidirina le leila. Rafa nitsanga teo reo mpitory ka nagnameloka an'azy, de hitaka fa tsy de mavesatra ny fempangana nentin'jareo ho an'azy. Fa kosany, nifamly zareo mikasika ny fivavan'jareo sy
No zany, rafa niara-tonga teto zareo, de tsy nandigny za fa ny andro magnaraka de nipetraka teo amin'ny seza fitsarana za ary nasaiko nampidirina le leila. Rafa nitsanga teo reo mpitory ka nagnameloka an'azy, de hitaka fa tsy de mavesatra ny fempangana nentin'jareo ho an'azy. Fa kosany, nifamly zareo mikasika ny fivavan'jareo sy ny momba an'zany Jesosy ze maty zany, nefa lazain'i Paoly fa velona ndre. Tsy azo antoka ny fomba agnadiadina an'ty raharaha ty, ary no zany de nagnontaneko izy raha vognona ho aigny Jerosalema mba ho tsaraina aigny mikas