auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-06 08:10:03 +08:00 committed by root
parent 4b4ce429a4
commit d92cd572b2
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
No zany de tsy tsarovan'Andriamanitra ny fotôn'ny tsy fahalalana, fa am-zao mandidy ny ôla daôly mba hibebaka izy. Zany no izy satria nametraka andro izy hoe ovena no hitsara an'zao tontolo zao am'fahamarinana am'alalan'ny ôla ze nofidiny. Nagnome porofon'io leilà io tam'ôla tsiraikaraika tam'alalan'ny fananganana an'azy tam'maty Andriamanitra.
\v 30 \v 31 No zany de tsy tsarovan'Andriamanitra ny fotôn'ny tsy fahalalana, fa am-zao mandidy ny ôla daôly mba hibebaka izy. Zany no izy satria nametraka andro izy hoe ovena no hitsara an'zao tontolo zao am'fahamarinana am'alalan'ny ôla ze nofidiny. Nagnome porofon'io leilà io tam'ôla tsiraikaraika tam'alalan'ny fananganana an'azy tam'maty Andriamanitra.

View File

@ -1 +1 @@
Ary rafa nahareigny ny fitsanganana am'maty ny ôlan'i Atena, de nagneso an'i Paoly ny sasagny; fa ny sasagny nilaza hoe: "Hihaino an'nao ny momba an'zany ra zany zahay." Tafaran'zay, nandalo an'azy reo i Paoly. Fa ny sasagny tam'ôla nanaraka an'azy ary nino, atao agnatin'zany i Dionysio Aeropagita, vevavy antsovina hoe Damary, ary ny sasagny niaraka tam-jareo.
\v 32 \v 33 \v 34 Ary rafa nahareigny ny fitsanganana am'maty ny ôlan'i Atena, de nagneso an'i Paoly ny sasagny; fa ny sasagny nilaza hoe: "Hihaino an'nao ny momba an'zany ra zany zahay." Tafaran'zay, nandalo an'azy reo i Paoly. Fa ny sasagny tam'ôla nanaraka an'azy ary nino, atao agnatin'zany i Dionysio Aeropagita, vevavy antsovina hoe Damary, ary ny sasagny niaraka tam-jareo.