auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-06 13:18:34 +08:00 committed by root
parent b0cfaefc0f
commit d6b242f5d2
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ozy zà: 'Tompo, izy reo tegnany de mafantatra fa za nagnagadra sy nikapoka reo ze nino an'Nao takao am'synagoga daôly. Rafa nalatsaka ny ràn'i Stefana vavolombelonao, za kô de mba nitsangana teo sy nagneiky, ary niambina ny fitafian'u
Ozy zà: 'Tompo, izy reo tegnany de mafantatra fa za nagnagadra sy nikapoka reo ze nino an'Nao takao am'synagoga daôly. Rafa nalatsaka ny ràn'i Stefana vavolombelonao, za kô de mba nitsangana teo sy nagneiky, ary niambina ny fitafian'reo ze namono an'azy zà.' Fa niteny taminà Izy hoe: 'Mandana, satria halefako lavitra an'reo Jentilisa enao.'

1
22/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nihaino an'azy jareo mandra-piteniny zany. De