auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-08 17:36:28 +08:00 committed by root
parent 67df732f22
commit d4f888054e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa nanomboka nihanazava ny andro, de namporisika an'azy daôly Paoly mba hialaka hahanina betsaka. Ozy izy hoe: "Ty andro ty no andro fa-efatra ambefolo ze hendrasanareo ary tsy hinananareo; tsy nihinana na ino na ino. No zany de mapirisika an'nareo zà mba hizara ahanina, fa ilaina zany mba hahavelogna an'nareo. Fa tsisy na
Rafa nanomboka nihanazava ny andro, de namporisika an'azy daôly Paoly mba hialaka hahanina betsaka. Ozy izy hoe: "Ty andro ty no andro fa-efatra ambefolo ze hendrasanareo ary tsy hinananareo; tsy nihinana na ino na ino. No zany de mapirisika an'nareo zà mba hizara ahanina, fa ilaina zany mba hahavelogna an'nareo. Fa tsisy na raika aminareo ze ho very na de ny singam-bolo-dôny aza." Rafa avy nitare zany izy, de nialaka mofo ary nisôtra an'Andriamanitra tae imason'ny daôly. Avy akeo izy nizarazara ny mofo ary nanombola nihinana.