diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt index 5254512..f75dcfb 100644 --- a/01/01.txt +++ b/01/01.txt @@ -1 +1 @@ -Ny boky nosoratako takeo alô, ry Teofilo, de magnambara ny daôly ze natobok'i Jesosy sy nampenariny, hatramin'ny andro nampekarana an'azy, avy akeo de nandidy reo Apostoly ze nofidiny tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina Izy. Tafaran'ny nijaleny, de nampiseho ny tegnanay velona tamin'jareo Izy niarak tam'reo porofo mandresy latra betsaka. Nibôgna tam'jareo Izy nandritra ny andro efapolo andro, ary niresaka momba ny fanjakan'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 \v 3 Ny boky nosoratako takeo alô, ry Teofilo, de magnambara ny daôly ze natobok'i Jesosy sy nampenariny, hatramin'ny andro nampekarana an'azy, avy akeo de nandidy reo Apostoly ze nofidiny tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina Izy. Tafaran'ny nijaleny, de nampiseho ny tegnanay velona tamin'jareo Izy niarak tam'reo porofo mandresy latra betsaka. Nibôgna tam'jareo Izy nandritra ny andro efapolo andro, ary niresaka momba ny fanjakan'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/01/06.txt b/01/06.txt index 48c00e7..535c569 100644 --- a/01/06.txt +++ b/01/06.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa tafavory niaraka izy reo de nagnontany Azy izy reo hoe: "Tompo, zao ma no fotôna hameranagnao ny fanjakana ho an'Israely?" Ozy Izy tamin'izy reo hoe: "Tsy nareo no hafantatra ny fotôna na reo vanin'andro ze notendren'ny Ray tamin'ny fahefany magnokana. Fa rafa tonga kosa ny Fanahy Masina de hahazo hery nareo, ka ho lasa vavolombeloko eran'ny Jerosalema sy Jodia ray magnontolo ary Samaria, sa hatraigny am-paran-tany.' \ No newline at end of file +\v 6 \v 7 \v 8 Rafa tafavory niaraka izy reo de nagnontany Azy izy reo hoe: "Tompo, zao ma no fotôna hameranagnao ny fanjakana ho an'Israely?" Ozy Izy tamin'izy reo hoe: "Tsy nareo no hafantatra ny fotôna na reo vanin'andro ze notendren'ny Ray tamin'ny fahefany magnokana. Fa rafa tonga kosa ny Fanahy Masina de hahazo hery nareo, ka ho lasa vavolombeloko eran'ny Jerosalema sy Jodia ray magnontolo ary Samaria, sa hatraigny am-paran-tany.' \ No newline at end of file diff --git a/01/09.txt b/01/09.txt index c44927c..a9794a7 100644 --- a/01/09.txt +++ b/01/09.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa niteny an'zany ra zany i Jesosy Tompo, de niandrandra izy reo, nakarigna Izy, ary ny rondro nagnakona an'Azy teo amason'jareo. Raha mbola nibanjina ny lagnitra igny zareo tamin'ny nandehanany, tampoka teo, de nisy rolàhy nekanjo fotsy nitsanagana teo agnilan'jareo. Niteny izy reo hoe: "Ry leila avy aigny Galilia, magnino nareo no mitsangana aketo mijero ny lagnitra? Iny Jesosy nalaina taminareo ze nampekarina aigny an-dagnitra igny, de hiverigna ôtran'ny nahitanareo an'azy niakatra aigny an-dagnitra teo igny. \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 \v 11 Rafa niteny an'zany ra zany i Jesosy Tompo, de niandrandra izy reo, nakarigna Izy, ary ny rondro nagnakona an'Azy teo amason'jareo. Raha mbola nibanjina ny lagnitra igny zareo tamin'ny nandehanany, tampoka teo, de nisy rolàhy nekanjo fotsy nitsanagana teo agnilan'jareo. Niteny izy reo hoe: "Ry leila avy aigny Galilia, magnino nareo no mitsangana aketo mijero ny lagnitra? Iny Jesosy nalaina taminareo ze nampekarina aigny an-dagnitra igny, de hiverigna ôtran'ny nahitanareo an'azy niakatra aigny an-dagnitra teo igny. \ No newline at end of file diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index 9429f6c..8beedce 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -Ary Petera sy i Jaona niakatra taigny an-tempoly tamin'ny fotôna fivavahana, ny ora fasivy. Ary nisy raika nalemy hataigny ankibon-dreniny nentina isan'andro teo amin'ny vavahady tsara endriky ny tempoly, mba hangataka fagnomezana ara-bola aigny am'reo ôla ze mankaigny an-tempoly. Rafa natazagna an'i Petera sy i Jaona ze hande hiditra ny tempoly de nangataka fagnomezana ara-bola tamin-jareo izy. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 \v 3 Ary Petera sy i Jaona niakatra taigny an-tempoly tamin'ny fotôna fivavahana, ny ora fasivy. Ary nisy raika nalemy hataigny ankibon-dreniny nentina isan'andro teo amin'ny vavahady tsara endriky ny tempoly, mba hangataka fagnomezana ara-bola aigny am'reo ôla ze mankaigny an-tempoly. Rafa natazagna an'i Petera sy i Jaona ze hande hiditra ny tempoly de nangataka fagnomezana ara-bola tamin-jareo izy. \ No newline at end of file diff --git a/08/36.txt b/08/36.txt index 1ac0d7f..6f9cf76 100644 --- a/08/36.txt +++ b/08/36.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa nande taigny an-dalana zareo, de nagnatogna taigny am'ze nisy rano zareoary ozy le tandapa hoe: Iry misy rano. Ino no mahasakana anà tsy atao batisa?" (Fagnamarihana: Ozy Filipo hoe: "Raha mino amin'ny fonao manontolo anao, de azo atao batisa." Le Etiopiana namaly hoe: "Za mino fa Jesosy Kristy no Zanak'Andriamanitra.") Ka nasain'i le Etiopiana najanona le kalesa. Nidigna nankaigny amin'ny rano zareo, de Filipo sy le tantapa, ary le nataon'i Filipo batisa izy. \ No newline at end of file +\v 36 \v 37 \v 38 Rafa nande taigny an-dalana zareo, de nagnatogna taigny am'ze nisy rano zareoary ozy le tandapa hoe: Iry misy rano. Ino no mahasakana anà tsy atao batisa?" (Fagnamarihana: Ozy Filipo hoe: "Raha mino amin'ny fonao manontolo anao, de azo atao batisa." Le Etiopiana namaly hoe: "Za mino fa Jesosy Kristy no Zanak'Andriamanitra.") Ka nasain'i le Etiopiana najanona le kalesa. Nidigna nankaigny amin'ny rano zareo, de Filipo sy le tantapa, ary le nataon'i Filipo batisa izy. \ No newline at end of file diff --git a/08/39.txt b/08/39.txt index 370d71d..4353bbd 100644 --- a/08/39.txt +++ b/08/39.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa nivôka ny rano izy reo, de nentin'ny Fagnahin'ny Tompo i Filipo, ka de tsy hitan'i le Tandapa izy, fa nande tami-pifalena taigny amin'ny lalany. Fa Filipo de nibôgna taigny Azoto ary nitety io faritra io izy, ka nitory ny filazantsara eraky ny tanan-deibe mandrapahatongany taigny Kaisaria. \ No newline at end of file +\v 39 \v 40 Rafa nivôka ny rano izy reo, de nentin'ny Fagnahin'ny Tompo i Filipo, ka de tsy hitan'i le Tandapa izy, fa nande tami-pifalena taigny amin'ny lalany. Fa Filipo de nibôgna taigny Azoto ary nitety io faritra io izy, ka nitory ny filazantsara eraky ny tanan-deibe mandrapahatongany taigny Kaisaria. \ No newline at end of file diff --git a/10/07.txt b/10/07.txt index 439b8c7..a8af625 100644 --- a/10/07.txt +++ b/10/07.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa lasana le anjely ze nirasaka tam'azy, de nagnantso ny rôy tamin'ny mpanompony tao an-dragno i Kornelio, ary miaramila mpivavaka raika tam'reo ze nanompo an'azy. Kornelio nilaza tam-jareo ze ra nitranga daôly ary nandefa an'azy reo taigny Jopa. \ No newline at end of file +\v 7 \v 8 Rafa lasana le anjely ze nirasaka tam'azy, de nagnantso ny rôy tamin'ny mpanompony tao an-dragno i Kornelio, ary miaramila mpivavaka raika tam'reo ze nanompo an'azy. Kornelio nilaza tam-jareo ze ra nitranga daôly ary nandefa an'azy reo taigny Jopa. \ No newline at end of file diff --git a/10/09.txt b/10/09.txt index 049aa34..dbbe03e 100644 --- a/10/09.txt +++ b/10/09.txt @@ -1 +1 @@ -Ary ny amaraigna tokony tamin'ny ora faha enina teo, raha mbola taigny an-dalana zareo ka nagnatogna ny tanàna, de niakatra taigny ambony tafontragno i Petera mba hivavaka. Nanomboka nôna izy avy teo ka nikarakara ra ho anina, kanefa raha mbola teo am-pandraôna ahanina ny ôla de nahita fahitana izy, ary natazagna ny lagnitra nisokatra izy sy fitahirizana raika nidigna, salan'ny lamba be midigna aty an-tany am-pidignina amin'ny zorony efatra. Tao no nisy karazam-biby manantobotra efatra sy ra ze mandady daôly ambony tany, ary ny vorogn'ny lagnitra. \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 \v 11 \v 12 Ary ny amaraigna tokony tamin'ny ora faha enina teo, raha mbola taigny an-dalana zareo ka nagnatogna ny tanàna, de niakatra taigny ambony tafontragno i Petera mba hivavaka. Nanomboka nôna izy avy teo ka nikarakara ra ho anina, kanefa raha mbola teo am-pandraôna ahanina ny ôla de nahita fahitana izy, ary natazagna ny lagnitra nisokatra izy sy fitahirizana raika nidigna, salan'ny lamba be midigna aty an-tany am-pidignina amin'ny zorony efatra. Tao no nisy karazam-biby manantobotra efatra sy ra ze mandady daôly ambony tany, ary ny vorogn'ny lagnitra. \ No newline at end of file diff --git a/10/13.txt b/10/13.txt index d6fefcb..1d39888 100644 --- a/10/13.txt +++ b/10/13.txt @@ -1 +1 @@ -De nisy feo niteny hoe: "Mitsangana, ry Petera, mamono ary minàna." Fa i Petera niteny hoe: "Tsia, Tompoko fa mbola tsy ninana ra ze vôrara sy tsy madio mitsy za." De tonga tamin'ny fagnidrôiny ndre le feo hoe: "Ze nodovin'Andriamanitra, de tsy atao hoe fady." Nibôgna intelo zany, ar avy teo le fitairizana de niverigna niakatra teo no eo taigny an-dagnitra. \ No newline at end of file +\v 13 \v 14 \v 15 \v 16 De nisy feo niteny hoe: "Mitsangana, ry Petera, mamono ary minàna." Fa i Petera niteny hoe: "Tsia, Tompoko fa mbola tsy ninana ra ze vôrara sy tsy madio mitsy za." De tonga tamin'ny fagnidrôiny ndre le feo hoe: "Ze nodovin'Andriamanitra, de tsy atao hoe fady." Nibôgna intelo zany, ar avy teo le fitairizana de niverigna niakatra teo no eo taigny an-dagnitra. \ No newline at end of file diff --git a/10/17.txt b/10/17.txt index 6700213..8b31f8c 100644 --- a/10/17.txt +++ b/10/17.txt @@ -1 +1 @@ -Ary rafa very hevitra momba ny dikan'le fahitana ze hitany i Petera, de io reo leila ze nalefan'i Kornelio nitsangana nagnolôna ny vavahady avy teo zareo de nagnontany ze lalan-jareo nankao an-dragno. De nagnantso zareo ary nagnotany an'i Simona, nantsoina ihany kô hoe Petera, ze nijanona teo. \ No newline at end of file +\v 17 \v 18 Ary rafa very hevitra momba ny dikan'le fahitana ze hitany i Petera, de io reo leila ze nalefan'i Kornelio nitsangana nagnolôna ny vavahady avy teo zareo de nagnontany ze lalan-jareo nankao an-dragno. De nagnantso zareo ary nagnotany an'i Simona, nantsoina ihany kô hoe Petera, ze nijanona teo. \ No newline at end of file diff --git a/18/01.txt b/18/01.txt index 4b7f6c2..3df5300 100644 --- a/18/01.txt +++ b/18/01.txt @@ -1 +1 @@ -Ary tao afaran'reo ra reo Paoly de niala takao Atena ary nankaigny Korinto. Nihaogna taminà Jiosy nantsovina hoe Akoila tao izy, tera-tany Ponto, ze vô tonga avy taigny Italia niaraka tamin'i Prisila vadiny, satria i Klaodio nandidy ny Jiosy daôly hiala tao Roma. Paoly nankeo amin'jareo, ary satria varotra mitavy ihany no hiasany, de niara-nipetraka tam-jareo izy ary niasa, fa ny magnano lay no asan'jareo. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 \v 3 Ary tao afaran'reo ra reo Paoly de niala takao Atena ary nankaigny Korinto. Nihaogna taminà Jiosy nantsovina hoe Akoila tao izy, tera-tany Ponto, ze vô tonga avy taigny Italia niaraka tamin'i Prisila vadiny, satria i Klaodio nandidy ny Jiosy daôly hiala tao Roma. Paoly nankeo amin'jareo, ary satria varotra mitavy ihany no hiasany, de niara-nipetraka tam-jareo izy ary niasa, fa ny magnano lay no asan'jareo. \ No newline at end of file diff --git a/18/04.txt b/18/04.txt index f362dce..d267f3a 100644 --- a/18/04.txt +++ b/18/04.txt @@ -1 +1 @@ -Ka niady hevitra takao amin'ny syngago isaky ny Sabata i Paoly. Nandresy lahatra reo Jiosy sy Grika izy. Fa rafa nidigna avy taigny Makedonia i Silasy sy Timoty, de noteren'ny Fagna hagnambara am'reo Jiosy fa Jesosy no Kristy i Paoly. Rafa nanohitra sy nagnesoeso an'azy reo Jiosy, de nagnofaofa ny lambany taigny amin'izy reo i Paoly ka nagnano hoe: "Ho akeo amin'ny lônareo anieo ny rànareo; tsy manan-tsigny za. Fa manomboka zao de ho aigny amin'ny Jentilisa za." \ No newline at end of file +\v 4 \v 5 \v 6 Ka niady hevitra takao amin'ny syngago isaky ny Sabata i Paoly. Nandresy lahatra reo Jiosy sy Grika izy. Fa rafa nidigna avy taigny Makedonia i Silasy sy Timoty, de noteren'ny Fagna hagnambara am'reo Jiosy fa Jesosy no Kristy i Paoly. Rafa nanohitra sy nagnesoeso an'azy reo Jiosy, de nagnofaofa ny lambany taigny amin'izy reo i Paoly ka nagnano hoe: "Ho akeo amin'ny lônareo anieo ny rànareo; tsy manan-tsigny za. Fa manomboka zao de ho aigny amin'ny Jentilisa za." \ No newline at end of file diff --git a/18/24.txt b/18/24.txt index 6876666..a9ef555 100644 --- a/18/24.txt +++ b/18/24.txt @@ -1 +1 @@ -Ary nisy Jiosy raika nantsovina hoe Apolosy, teraka taigny Aleksandria, tonga takao Efesosy. Izy de nahay nanda-teny sady nalala tsara ny Soratra Masina. Apolosy de nampegnarina tamin'ny fampegnaran'ny Tompo. Mafatra-po amin'ny fagna, izy niteny sy nampianatra marina reo ra makasika an'i Jesosy, kanefa ny batisan'i Jaona ihany no fantany. Apolosy nanomboka nitare am-pasahina tao amin'ny synagoga. Fa rafa nareigny an'azy i Prisila sy Akoila, de naka an'azy ho akeigny amin'ny sisiny ary nagnazava tamin'azy marina kokô ny lalan'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 24 \v 25 \v 26 Ary nisy Jiosy raika nantsovina hoe Apolosy, teraka taigny Aleksandria, tonga takao Efesosy. Izy de nahay nanda-teny sady nalala tsara ny Soratra Masina. Apolosy de nampegnarina tamin'ny fampegnaran'ny Tompo. Mafatra-po amin'ny fagna, izy niteny sy nampianatra marina reo ra makasika an'i Jesosy, kanefa ny batisan'i Jaona ihany no fantany. Apolosy nanomboka nitare am-pasahina tao amin'ny synagoga. Fa rafa nareigny an'azy i Prisila sy Akoila, de naka an'azy ho akeigny amin'ny sisiny ary nagnazava tamin'azy marina kokô ny lalan'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/20/15.txt b/20/15.txt index 5b68d04..9a95de9 100644 --- a/20/15.txt +++ b/20/15.txt @@ -1 +1 @@ -Avy teo niondrana sambo zahay ary tonga tandrifin'ny nosy Kio ny amaraigna. Ny andro magnaraka de nitody tao amin'ny tananan'i Mileto. Fa Paoly nanapa-kevitra ny hande sambo an'i Efesosy, mba tsy handeny fotôna ela aigny Asia izy, satria izy de maika ho aigny Jerosalema ny andron'ny Pentekosta, raha azony atao ny magnano an'zany. \ No newline at end of file +\v 15 \v 16 Avy teo niondrana sambo zahay ary tonga tandrifin'ny nosy Kio ny amaraigna. Ny andro magnaraka de nitody tao amin'ny tananan'i Mileto. Fa Paoly nanapa-kevitra ny hande sambo an'i Efesosy, mba tsy handeny fotôna ela aigny Asia izy, satria izy de maika ho aigny Jerosalema ny andron'ny Pentekosta, raha azony atao ny magnano an'zany. \ No newline at end of file diff --git a/20/36.txt b/20/36.txt index f0e1aa7..07d8867 100644 --- a/20/36.txt +++ b/20/36.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa avy niteny an'zany izy, de nedongalika ary niara-nivavaka tamin'izy daôly. Nisy fitomagnena be teo ary naminà an'i Paoly sy nagnoroka an'azy zareo. Nalaelo ny maro tam-jareo tam-ze notaraviny hoe: "Tsy hahita anà ntsony anareo. Avy teo de nagnatitra an'azy taigny amin'ny sambo zareo. \ No newline at end of file +\v 36 \v 37 \v 38 Rafa avy niteny an'zany izy, de nedongalika ary niara-nivavaka tamin'izy daôly. Nisy fitomagnena be teo ary naminà an'i Paoly sy nagnoroka an'azy zareo. Nalaelo ny maro tam-jareo tam-ze notaraviny hoe: "Tsy hahita anà ntsony anareo. Avy teo de nagnatitra an'azy taigny amin'ny sambo zareo. \ No newline at end of file diff --git a/23/01.txt b/23/01.txt new file mode 100644 index 0000000..7342d87 --- /dev/null +++ b/23/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +I Petera de nizaha nivantana taigny am' \ No newline at end of file diff --git a/23/title.txt b/23/title.txt new file mode 100644 index 0000000..2f94f5c --- /dev/null +++ b/23/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 23 \ No newline at end of file