auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 18:28:42 +08:00 committed by root
parent 54ea354e97
commit d241fe5975
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
I Petera de nizaha nivantana taigny am'reo mpikambana takoa amin'ny filan-kevitra ary nitare hoe: "Ry rahala, za de efa niaigna teo agnatrehan'Andriamanitra tamin'ny fieritreretana tsara daôly mandraki-gniany." Ny mpisorombe Ananiasy de nibaiko an'reo ze nitsangana teo akekiny mba hamelezana ny vavany. Avy akeo i Paoly nitare an'azy hoe: "Andriamanitra de hikapoka an'nao, enao ry rind I Petera de nizaha nivantana taigny am'reo mpikambana takoa amin'ny filan-kevitra ary nitare hoe: "Ry rahala, za de efa niaigna teo agnatrehan'Andriamanitra tamin'ny fieritreretana tsara daôly mandraki-gniany." Ny mpisorombe Ananiasy de nibaiko an'reo ze nitsangana teo akekiny mba hamelezana ny vavany. Avy akeo i Paoly nitare an'azy hoe: "Andriamanitra de hikapoka an'nao, enao ry rindri