auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-25 18:53:47 +03:00 committed by root
parent 9ec36f1689
commit ceba2ce892
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nahita fahitana i Paoly tamin'ny alina: leila raika Makedoniana nitsangana takeo, nagnantso an'azy ary nitare hoe: "Ave aty Makedonia ary vonjeo zahay." Rafa avy nahita ny fahitana i Paoly, de nagnainga hankaigny Makedonia avy hatraigny zahay, natsapa fa Andriamanitra no nagnantso an'nay mbô hitory ny filazantsara amin-jareo.
\v 9 \v 10 Nahita fahitana i Paoly tamin'ny alina: leila raika Makedoniana nitsangana takeo, nagnantso an'azy ary nitare hoe: "Ave aty Makedonia ary vonjeo zahay." Rafa avy nahita ny fahitana i Paoly, de nagnainga hankaigny Makedonia avy hatraigny zahay, natsapa fa Andriamanitra no nagnantso an'nay mbô hitory ny filazantsara amin-jareo.

View File

@ -1 +1 @@
Niantsambo noho zany avy aigny Troasy, de nizotra mahitsy ho aigny Samatrakia zahay, ary nihazo an'i Neapolia zahay ny andro magnaraka. Avy takeo de nande nankaigny Filipy zahay, ze isan'ny tanàna Makedonia, ze tanàna manan-danja ndrindra akao amin'ny faritra sy ny zana-tany Romanina, ary nijagnona takao am'zany tanàna zany nandritry ny andro maro zahay. Tamin'ny andron'ny Sabata de nande taigny avelan'ny vavahady ankekin'ny renirano zahay, ze noeritriretinay fa misy tôram-pivavahana. Nipetraka zahay ary nikoragna tam'reo vevavy ze niaraka tonga takeo.
\v 11 \v 12 \v 13 Niantsambo noho zany avy aigny Troasy, de nizotra mahitsy ho aigny Samatrakia zahay, ary nihazo an'i Neapolia zahay ny andro magnaraka. Avy takeo de nande nankaigny Filipy zahay, ze isan'ny tanàna Makedonia, ze tanàna manan-danja ndrindra akao amin'ny faritra sy ny zana-tany Romanina, ary nijagnona takao am'zany tanàna zany nandritry ny andro maro zahay. Tamin'ny andron'ny Sabata de nande taigny avelan'ny vavahady ankekin'ny renirano zahay, ze noeritriretinay fa misy tôram-pivavahana. Nipetraka zahay ary nikoragna tam'reo vevavy ze niaraka tonga takeo.

1
16/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
nisy vevavy raika atao hoe Lydia, mpivaro-damba volomparasy avy aigny amin'ny tanànan'i Tyatira, ze nanompo an'Andriamanitra, nihaino an'nay. Nagnokatra ny fony ny Tompo hitandrina ny teny ze nolazain'i Paoly. Rafa vita batisa izy sy ny ankohonany, de namporisika an'nay izy, nitare hoe: "Raha nitsara anà ho ma