@ -1 +1 @@
Ary nitsangana
Ary nitsangana Paoly ary nagnano fihetsika tamin'ny tagnany, ka nitare hoe: "Ry olon' Israely anareo ze magnano voninahitra an'Andriamanitra, mitaino. Ny Andriamanitra ny olon'Israely de nisafidy ny raintsika ary nampitombo isy ny ôl