auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 16:45:11 +03:00 committed by root
parent 08e0b930fa
commit c8e47b8441
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Satria efa nanakaiky an'i Lyda i Jopa, ary naregny reo mpianatra fa tao Petera, de nandefa ôla roey taigny amin'azy zareo, nengavy an'azy: "Tongava re akaigny aminay tsisy hatak'andro." Nitsangana Petera ary nande niaraka tamin-jareo. Rafa tonga izy, de nitondra an'azy takao amin'ny efitra agnambo zareo, ary ny mpitondrategna daôly nitsangana takeo agnilany nitomagny, nampibôgna an'azy akanjo sy ny lamba ze nataon'i Dorkasy
Satria efa nanakaiky an'i Lyda i Jopa, ary naregny reo mpianatra fa tao Petera, de nandefa ôla roey taigny amin'azy zareo, nengavy an'azy: "Tongava re akaigny aminay tsisy hatak'andro." Nitsangana Petera ary nande niaraka tamin-jareo. Rafa tonga izy, de nitondra an'azy takao amin'ny efitra agnambo zareo, ary ny mpitondrategna daôly nitsangana takeo agnilany nitomagny, nampibôgna an'azy akanjo sy ny lamba ze nataon'i Dorkasy tamin'izy