auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-19 15:25:40 +08:00 committed by root
parent f46b99e055
commit c751057def
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Teo amin'ny varavarankely no nipetra ty gaogna antsovina hoe: Eotika, ary de tegna tafandry teo. Raha nikoragna niaharitra i Paoly, io gaogna io de mbola nandry fogna, ary de latsaka avy taigny amin'ny rena fatelo ary nony natotra izy de hita fa maty. Fa i Paoly nidigna, nagninjitra ny tagnany, ary namina an'azy . A
Teo amin'ny varavarankely no nipetra ty gaogna antsovina hoe: Eotika, ary de tegna tafandry teo. Raha nikoragna niaharitra i Paoly, io gaogna io de mbola nandry fogna, ary de latsaka avy taigny amin'ny rena fatelo ary nony natotra izy de hita fa maty. Fa i Paoly nidigna, nagninjitra ny tagnany, ary namina an'azy. Avy teo izy niteny hoa: "Aza malaelo, fa mbola tsy maty izy."

1
20/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
De niakatra ndre izy avy teo ary nanapaka ny mofo sy ninana. Rafa avy nikoragna ela tam-jareo hatramin'ny mangiran