auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 14:43:46 +08:00 committed by root
parent 07de84dc82
commit c6cf8848f6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ny Jiosy kosa de namporisika an'reo vevavy mafatra-po sy manan-danja, sy reo leila mpitarika tao an-tanàna. Niteraka fa
Fa ny Jiosy kosa de namporisika an'reo vevavy mafatra-po sy manan-danja, sy reo leila mpitarika tao an-tanàna. Niteraka fagnenjehana ho an'i Paoly sy Barnabasy zany ary nanipy an'azy reo ho aigny avelan'ny tanàna. Fa Paoly sy Barnabasy nagnintsagna ny jofo tamin'ny tongotry zareo