auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 15:33:37 +08:00 committed by root
parent 52d48aca39
commit c68d7e7f1e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa nisy leila raika nantsovina hoe: Simona tao amin'ny tanàn-deibe, ze vao avy nilalao aodiny; tegna nampitolagaga reo mponin'i Samaria izy, rafa nagnambara izy fa ôla manan-danja. Ireo Samaritana daôly, manomboka amin'ny kely indrindra ka hatramin'ny leibe indrindra, de nareigny tsara an'azy ary ozy zareo hoe: "Io leila io no le fahefan'Andriamanitra ze antsovina hoe: Leibe." Zareo de nitaino an'azy, satria izy de nampitola
Fa nisy leila raika nantsovina hoe: Simona tao amin'ny tanàn-deibe, ze vao avy nilalao aodiny; tegna nampitolagaga reo mponin'i Samaria izy, rafa nagnambara izy fa ôla manan-danja. Ireo Samaritana daôly, manomboka amin'ny kely indrindra ka hatramin'ny leibe indrindra, de nareigny tsara an'azy ary ozy zareo hoe: "Io leila io no le fahefan'Andriamanitra ze antsovina hoe: Leibe." Zareo de nitaino an'azy, satria izy de nampitolagaga an'azy reo nandrity ny fotôna ela tamin'reo aodiny.