From c6613172081d55982c602a8b0a100d3c12ef05d8 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Mon, 25 May 2020 17:38:15 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 10/09.txt | 2 +- 10/13.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 10/13.txt diff --git a/10/09.txt b/10/09.txt index 09f9d73..049aa34 100644 --- a/10/09.txt +++ b/10/09.txt @@ -1 +1 @@ -Ary ny amaraigna tokony tamin'ny ora faha enina teo, raha mbola taigny an-dalana zareo ka nagnatogna ny tanàna, de niakatra taigny ambony tafontragno i Petera mba hivavaka. Nanomboka nôna izy avy teo ka nikarakara ra ho anina, kanefa raha mbola teo am-pandraôna ahanina ny ôla de nahita fahitana izy, ary natazagna ny lagnitra nisokatra izy sy fitahirizana raika nidigna, salan'ny lamba be midigna aty an-tany am-pidignina amin'ny zorony efatra. Tao no nisy karazam-biby manantobotra efatra sy ra ze mandady daôly ambony tany, ary ny \ No newline at end of file +Ary ny amaraigna tokony tamin'ny ora faha enina teo, raha mbola taigny an-dalana zareo ka nagnatogna ny tanàna, de niakatra taigny ambony tafontragno i Petera mba hivavaka. Nanomboka nôna izy avy teo ka nikarakara ra ho anina, kanefa raha mbola teo am-pandraôna ahanina ny ôla de nahita fahitana izy, ary natazagna ny lagnitra nisokatra izy sy fitahirizana raika nidigna, salan'ny lamba be midigna aty an-tany am-pidignina amin'ny zorony efatra. Tao no nisy karazam-biby manantobotra efatra sy ra ze mandady daôly ambony tany, ary ny vorogn'ny lagnitra. \ No newline at end of file diff --git a/10/13.txt b/10/13.txt new file mode 100644 index 0000000..0a53403 --- /dev/null +++ b/10/13.txt @@ -0,0 +1 @@ +De nisy feo niteny hoe: "Mitsangana, ry Petera, \ No newline at end of file