diff --git a/10/09.txt b/10/09.txt index 09f9d73..049aa34 100644 --- a/10/09.txt +++ b/10/09.txt @@ -1 +1 @@ -Ary ny amaraigna tokony tamin'ny ora faha enina teo, raha mbola taigny an-dalana zareo ka nagnatogna ny tanàna, de niakatra taigny ambony tafontragno i Petera mba hivavaka. Nanomboka nôna izy avy teo ka nikarakara ra ho anina, kanefa raha mbola teo am-pandraôna ahanina ny ôla de nahita fahitana izy, ary natazagna ny lagnitra nisokatra izy sy fitahirizana raika nidigna, salan'ny lamba be midigna aty an-tany am-pidignina amin'ny zorony efatra. Tao no nisy karazam-biby manantobotra efatra sy ra ze mandady daôly ambony tany, ary ny \ No newline at end of file +Ary ny amaraigna tokony tamin'ny ora faha enina teo, raha mbola taigny an-dalana zareo ka nagnatogna ny tanàna, de niakatra taigny ambony tafontragno i Petera mba hivavaka. Nanomboka nôna izy avy teo ka nikarakara ra ho anina, kanefa raha mbola teo am-pandraôna ahanina ny ôla de nahita fahitana izy, ary natazagna ny lagnitra nisokatra izy sy fitahirizana raika nidigna, salan'ny lamba be midigna aty an-tany am-pidignina amin'ny zorony efatra. Tao no nisy karazam-biby manantobotra efatra sy ra ze mandady daôly ambony tany, ary ny vorogn'ny lagnitra. \ No newline at end of file diff --git a/10/13.txt b/10/13.txt new file mode 100644 index 0000000..0a53403 --- /dev/null +++ b/10/13.txt @@ -0,0 +1 @@ +De nisy feo niteny hoe: "Mitsangana, ry Petera, \ No newline at end of file