auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-06 06:32:03 +08:00 committed by root
parent 57ab672390
commit c52ef334b9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nosokafany ny Soratra Masina ary nazavainy fa nilain'i Kristy ny nijaly sy hatsangana ndre am'
Nosokafany ny Soratra Masina ary nazavainy fa nilain'i Kristy ny nijaly sy hatsangana ndre am'maty. Ozy izy hoe: "Io Jesosy ze ambarako aminareo io no Kristy." Resy lahatra ny sasagny tam'reo Jiosy ary nanaraka an'i Paoly sy Silasy, agnisan'zany reo mpivavaka Grika betsaka an'isa, ary tsy vitsy ny vevavy mpitarika.