auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 16:45:11 +03:00 committed by root
parent 2cb87f202c
commit c306282b57
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa tonga takeo Jerosalema izy, de nagnandrana ny hagnatona reo mpianatra i Saoly, nefa natatra an'azy daôly reo, tsy nino fa mpianatra izy. Fa niaka an'azy i Barnabasy ary nitondra an'azy takeo am'reo Apostoly, ary nilaza tam'reo izy hoe
Rafa tonga takeo Jerosalema izy, de nagnandrana ny hagnatona reo mpianatra i Saoly, nefa natatra an'azy daôly reo, tsy nino fa mpianatra izy. Fa niaka an'azy i Barnabasy ary nitondra an'azy takeo am'reo Apostoly, ary nilaza tam'reo izy hoe nagnakôry no nahitan'i Saoly ny Tompo taigny an-dalana sy ny nikoragnan'ny Tompo tamin'azy, ary nagnakôry no nitorian'i Saoly am-pasahiana tamin'ny agnaran'i Jesosy takao Damaskosy.