From c126e78488382b28b2b9c7414f7df9ebe8dba14e Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Sat, 6 Jun 2020 20:23:30 +0300 Subject: [PATCH] Sat Jun 06 2020 20:23:30 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 01/17.txt | 2 +- 01/21.txt | 2 +- 01/24.txt | 2 +- manifest.json | 6 ++++++ 4 files changed, 9 insertions(+), 3 deletions(-) diff --git a/01/17.txt b/01/17.txt index 610c961..9748488 100644 --- a/01/17.txt +++ b/01/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 \v 19 Fa anisan'ny raika amintsika izy ary nahazo ny anjarany tam'zao fanompoana zao." (Am'zao fotôna zao io leila io de nividy saha tamin'ny vola azony tamin'ny faratsena izy, ary lavo nenkôtra takeo izy, ka nisokatra sy nipôka ny vatagny, ary nivôka avokoa ny tsinainy. Reo ôla daôly takao Jerosalema de naregny ny momba an'zany, ary niantso an'io saha io tamin'ny fitenin-jareo hoe: "Akeldama," zany hoe: "Sahan-dRà) \ No newline at end of file +\v 17 Fa anisan'ny raika amintsika izy ary nahazo ny anjarany tam'zao fanompoana zao." \v 18 (Am'zao fotôna zao io leila io de nividy saha tamin'ny vola azony tamin'ny faratsena izy, ary lavo nenkôtra takeo izy, ka nisokatra sy nipôka ny vatagny, ary nivôka avokoa ny tsinainy. \v 19 Reo ôla daôly takao Jerosalema de naregny ny momba an'zany, ary niantso an'io saha io tamin'ny fitenin-jareo hoe: "Akeldama," zany hoe: "Sahan-dRà) \ No newline at end of file diff --git a/01/21.txt b/01/21.txt index 51373f2..ba6e4d6 100644 --- a/01/21.txt +++ b/01/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 \v 22 \v 23 Noho zany, de ilaina, ny raika am'reo leila niaraka tamintsikana nandritran'ny fotôna daôly nidiran'i Jesosy Tompo sy ny nivôkany taketo amintsikana, hatramin'ny batisan'i Jaona ka hatramin'ny andro niakarany takeo amintsikana, de tsy maintsy vavolombelona miaraka amintsika amin'ny fitsanganany." Ary nametraka rôlà zareo, de i Josefa nantsôvigna hoe Barsabasy, na kô atao hoe Josto, ary Matia. \ No newline at end of file +\v 21 Noho zany, de ilaina, ny raika am'reo leila niaraka tamintsikana nandritran'ny fotôna daôly nidiran'i Jesosy Tompo sy ny nivôkany taketo amintsikana, \v 22 hatramin'ny batisan'i Jaona ka hatramin'ny andro niakarany takeo amintsikana, de tsy maintsy vavolombelona miaraka amintsika amin'ny fitsanganany." \v 23 Ary nametraka rôlà zareo, de i Josefa nantsôvigna hoe Barsabasy, na kô atao hoe Josto, ary Matia. \ No newline at end of file diff --git a/01/24.txt b/01/24.txt index d8019a5..1daa3f9 100644 --- a/01/24.txt +++ b/01/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 \v 25 \v 26 Nivavaka zareo ary nitare hoe: "Anao, ry Tompo, no mafantatra reo fon'ny ôla daôly, ka ambarao ze hofidinao amin'izy rôlà mbô haka ny tôrana akato am'zao fanompoana zao sy ny maha Apostoly nohon'ny fandikan-dalàna ze nataon'i Jodasy hande ho aigny amin'ny tôrany manokana. Zareo de niloka ho an-jareo, ary nilatsaka tamin'i Matia ny filokana, ary vôisa ho Apostoly raikambefolo izy. \ No newline at end of file +\v 24 Nivavaka zareo ary nitare hoe: "Anao, ry Tompo, no mafantatra reo fon'ny ôla daôly, ka ambarao ze hofidinao amin'izy rôlà \v 25 mbô haka ny tôrana akato am'zao fanompoana zao sy ny maha Apostoly nohon'ny fandikan-dalàna ze nataon'i Jodasy hande ho aigny amin'ny tôrany manokana. \v 26 Zareo de niloka ho an-jareo, ary nilatsaka tamin'i Matia ny filokana, ary vôisa ho Apostoly raikambefolo izy. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 07598c6..fe9dde2 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -46,6 +46,12 @@ "01-06", "01-09", "01-12", + "01-15", + "01-17", + "01-20", + "01-21", + "01-24", + "02-title", "02-01", "02-05", "02-08",