From be47426148c1e2ecabd9e14224a9bfce9239b57b Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Mon, 8 Jun 2020 16:26:33 +0300 Subject: [PATCH] Mon Jun 08 2020 16:26:32 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 16/01.txt | 2 +- 16/04.txt | 2 +- 16/06.txt | 2 +- 16/09.txt | 2 +- 16/11.txt | 2 +- 16/title.txt | 1 + manifest.json | 5 +++++ 7 files changed, 11 insertions(+), 5 deletions(-) create mode 100644 16/title.txt diff --git a/16/01.txt b/16/01.txt index 802b47c..a47d5b4 100644 --- a/16/01.txt +++ b/16/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 Tonga taigny Derbe sy Lystra iany kô Paoly, ary indro, takeo le mpianatra raika antsovina hoe Timoty, zanaka lahin'ny vevavy Jiosy ze nino; Grika ny rainy. Izy de tsara laza tam'reo ralàny ze taigny Lystra ary Ikonioma. Ten'i Paoly hiara-de amin'azy izy; de nalainy izy ary noforany noho reo Jiosy ze takeo am'reo tôrana reo, satria fantatr'izy daôly fa Grika ny rainy. \ No newline at end of file +\c 16 \v 1 Tonga taigny Derbe sy Lystra iany kô Paoly, ary indro, takeo le mpianatra raika antsovina hoe Timoty, zanaka lahin'ny vevavy Jiosy ze nino; Grika ny rainy. \v 2 Izy de tsara laza tam'reo ralàny ze taigny Lystra ary Ikonioma. \v 3 Ten'i Paoly hiara-de amin'azy izy; de nalainy izy ary noforany noho reo Jiosy ze takeo am'reo tôrana reo, satria fantatr'izy daôly fa Grika ny rainy. \ No newline at end of file diff --git a/16/04.txt b/16/04.txt index 883d6e5..c170bc4 100644 --- a/16/04.txt +++ b/16/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 Raha nande namakivaky reo tanàna maro zareo, de nagnolotra toromarika ho an'reo mpino mbô hankato ny fampenarana, ze nosoratan'ny Apostoly sy ny lôhôlona takao Jerosalema. Ka nenatanjaka tamin'ny finoana ny fiangonana ary nitombo isa isan'andro. \ No newline at end of file +\v 4 Raha nande namakivaky reo tanàna maro zareo, de nagnolotra toromarika ho an'reo mpino mbô hankato ny fampenarana, ze nosoratan'ny Apostoly sy ny lôhôlona takao Jerosalema. \v 5 Ka nenatanjaka tamin'ny finoana ny fiangonana ary nitombo isa isan'andro. \ No newline at end of file diff --git a/16/06.txt b/16/06.txt index 97fd420..2bc0a13 100644 --- a/16/06.txt +++ b/16/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 \v 8 Nande namakivaky ny faritry ny Frygia sy Galatia Paoly sy ny namany, satria noraran'ny Fanahy Masina zareo hagnambara ny teny aigny amin'ny faritr'i Asia. Rafa niditra nanakeky an'i Mysia, de tehande ho akaigny bitynia zareo, nefa nosakanan'ny Fanahin'i Jesosy zareo. Ka nandalo tamin'i Mysia, de nande nidigna taigny amin'ny tanàna an'o Troasy zareo. \ No newline at end of file +\v 6 Nande namakivaky ny faritry ny Frygia sy Galatia Paoly sy ny namany, satria noraran'ny Fanahy Masina zareo hagnambara ny teny aigny amin'ny faritr'i Asia. \v 7 Rafa niditra nanakeky an'i Mysia, de tehande ho akaigny bitynia zareo, nefa nosakanan'ny Fanahin'i Jesosy zareo. \v 8 Ka nandalo tamin'i Mysia, de nande nidigna taigny amin'ny tanàna an'o Troasy zareo. \ No newline at end of file diff --git a/16/09.txt b/16/09.txt index 70768db..25a6e13 100644 --- a/16/09.txt +++ b/16/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 Nahita fahitana i Paoly tamin'ny alina: leila raika Makedoniana nitsangana takeo, nagnantso an'azy ary nitare hoe: "Ave aty Makedonia ary vonjeo zahay." Rafa avy nahita ny fahitana i Paoly, de nagnainga hankaigny Makedonia avy hatraigny zahay, natsapa fa Andriamanitra no nagnantso an'nay mbô hitory ny filazantsara amin-jareo. \ No newline at end of file +\v 9 Nahita fahitana i Paoly tamin'ny alina: leila raika Makedoniana nitsangana takeo, nagnantso an'azy ary nitare hoe: "Ave aty Makedonia ary vonjeo zahay." \v 10 Rafa avy nahita ny fahitana i Paoly, de nagnainga hankaigny Makedonia avy hatraigny zahay, natsapa fa Andriamanitra no nagnantso an'nay mbô hitory ny filazantsara amin-jareo. \ No newline at end of file diff --git a/16/11.txt b/16/11.txt index 3ac3506..a7a9f8e 100644 --- a/16/11.txt +++ b/16/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 \v 13 Niantsambo noho zany avy aigny Troasy, de nizotra mahitsy ho aigny Samatrakia zahay, ary nihazo an'i Neapolia zahay ny andro magnaraka. Avy takeo de nande nankaigny Filipy zahay, ze isan'ny tanàna Makedonia, ze tanàna manan-danja ndrindra akao amin'ny faritra sy ny zana-tany Romanina, ary nijagnona takao am'zany tanàna zany nandritry ny andro maro zahay. Tamin'ny andron'ny Sabata de nande taigny avelan'ny vavahady ankekin'ny renirano zahay, ze noeritriretinay fa misy tôram-pivavahana. Nipetraka zahay ary nikoragna tam'reo vevavy ze niaraka tonga takeo. \ No newline at end of file +\v 11 \v 13 Niantsambo noho zany avy aigny Troasy, de nizotra mahitsy ho aigny Samatrakia zahay, ary nihazo an'i Neapolia zahay ny andro magnaraka. \v 12 Avy takeo de nande nankaigny Filipy zahay, ze isan'ny tanàna Makedonia, ze tanàna manan-danja ndrindra akao amin'ny faritra sy ny zana-tany Romanina, ary nijagnona takao am'zany tanàna zany nandritry ny andro maro zahay. Tamin'ny andron'ny Sabata de nande taigny avelan'ny vavahady ankekin'ny renirano zahay, ze noeritriretinay fa misy tôram-pivavahana. Nipetraka zahay ary nikoragna tam'reo vevavy ze niaraka tonga takeo. \ No newline at end of file diff --git a/16/title.txt b/16/title.txt new file mode 100644 index 0000000..142d3b0 --- /dev/null +++ b/16/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 16 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 563ba3c..aadaac4 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -267,6 +267,7 @@ "15-07", "15-10", "15-12", + "15-13", "15-15", "15-19", "15-22", @@ -277,6 +278,10 @@ "15-36", "15-39", "16-title", + "16-01", + "16-04", + "16-06", + "16-09", "17-01", "17-03", "17-05",