@ -1 +1 @@
Ary le fagna nitare tam'i Filipo hoe: Ma
Ary le fagna nitare tam'i Filipo hoe: Mandeana magnakeky io Kalesy io." Ka de niazakazaka nagnantonga an'azy izy, ary nareigny an'azy namaky ny teny takao amin'i Isaia mpaminagny, ary nitare hoe: "Azonao ma io vakinao io."