auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-25 17:38:15 +08:00 committed by root
parent da2b859725
commit b711c4b220
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa reign'jareo reo Jentilisa ze niteny am'reo fiteny hafa sy mankalaza an'Andriamanitra. De namaly Petera hoe: Anga ma misy ôla afaka mitana rano mba tsy hagnanôvana batisa an'azy reo, reo ôla ze nadray ny Fanahy Masina ôtra antsika
Fa reign'jareo reo Jentilisa ze niteny am'reo fiteny hafa sy mankalaza an'Andriamanitra. De namaly Petera hoe: Anga ma misy ôla afaka mitana rano mba tsy hagnanôvana batisa an'azy reo, reo ôla ze nadray ny Fanahy Masina ôtra antsika kô? De nandidy an'azy reo mba atao batisa amin'ny agnaran'i Jesosy Kristy izy. Ary nangataka an'azy zareo mba hipetraka hiaraka am-jareo mandritra ny andro vitsivitsy.