From b703121e4577c8cf9eb8f776612b49eede494be8 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 16:30:27 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 27/01.txt | 2 +- 27/03.txt | 2 +- 27/07.txt | 2 +- 27/09.txt | 2 +- 27/12.txt | 2 +- 27/14.txt | 2 +- 27/17.txt | 2 +- 27/19.txt | 2 +- 27/21.txt | 2 +- 27/23.txt | 2 +- 10 files changed, 10 insertions(+), 10 deletions(-) diff --git a/27/01.txt b/27/01.txt index 8e5e365..003a102 100644 --- a/27/01.txt +++ b/27/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Rafa tapaka fa tokony hentsambo ho aigny Italia zahay, de napetran'jareo i Paoly sy reo gadra hafa ho eo ambanin'ny fiahian'ny kapeteny raika antsovina hoe Jolio ze an'ny rezimantan'ny Amperora. Niditra tagnaty sambo raika avy aigny Adramytena zahay, ze hiondrana magnaraka ny sisin-tanin'ny Asia. Ka de nande an-dranomasina zahay. Aristarko avy aigny Tesalonika aigny Makedonia de nande niaraka taminay. \ No newline at end of file +\v 1 Rafa tapaka fa tokony hentsambo ho aigny Italia zahay, de napetran'jareo i Paoly sy reo gadra hafa ho eo ambanin'ny fiahian'ny kapeteny raika antsovina hoe Jolio ze an'ny rezimantan'ny Amperora. \v 2 Niditra tagnaty sambo raika avy aigny Adramytena zahay, ze hiondrana magnaraka ny sisin-tanin'ny Asia. Ka de nande an-dranomasina zahay. Aristarko avy aigny Tesalonika aigny Makedonia de nande niaraka taminay. \ No newline at end of file diff --git a/27/03.txt b/27/03.txt index e7f58b6..1b908b3 100644 --- a/27/03.txt +++ b/27/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 \v 5 \v 6 Ny andro magnaraka de tonga takao am'tanànan'ny Sidona zahay, ze nitondran'i Jolio an'i Paoly tam'hatsaram-pagna ary namela an'azy hande ho aigny am'reo namany handray ny fikarakaran'jareo. Avy taigny zahay no nande an-dranomasina ary nentsambo nagnaraka ny morogn'ny Kyprosy, nagnakeky ny nosy, satria nanoitra an'nay ny rivotra. Avy akeo netsambo namakivaky ny ranomasina zahay ary nagnakeky ny sisin-tanin'ny Kilika sy Pamfilia, tonga takao Myra zahay, tananàn'ny Lykia. Taigny, ny kapiteny de nahita sambo raika avy aigny Aleksandria ze hetsambo ho aigny Italia. Napetrany takao am-zany zahay. \ No newline at end of file +\v 5 Ny andro magnaraka de tonga takao am'tanànan'ny Sidona zahay, ze nitondran'i Jolio an'i Paoly tam'hatsaram-pagna ary namela an'azy hande ho aigny am'reo namany handray ny fikarakaran'jareo.\v 4 Avy taigny zahay no nande an-dranomasina ary nentsambo nagnaraka ny morogn'ny Kyprosy, nagnakeky ny nosy, satria nanoitra an'nay ny rivotra. \v 3 Avy akeo netsambo namakivaky ny ranomasina zahay ary nagnakeky ny sisin-tanin'ny Kilika sy Pamfilia, tonga takao Myra zahay, tananàn'ny Lykia. \v 6 Taigny, ny kapiteny de nahita sambo raika avy aigny Aleksandria ze hetsambo ho aigny Italia. Napetrany takao am-zany zahay. \ No newline at end of file diff --git a/27/07.txt b/27/07.txt index 5d1a6f7..e701ec5 100644 --- a/27/07.txt +++ b/27/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 Rafa netsambo niadana nandritry ny andro maro zahay ary ny farany de tonga tam-pasahiranana teo akaikin'ny Kinidio, de tsy namela an'nay ande tam-zany lalana zany ntsony ny rivotra, ka de netsambo nagnaraka ny ilany takon-drivotra ny Kreta zahay, mifanjo am'Salmona. Nagnra-morona tam-pasahiranana zahay, mandra-patonganay taigny am'tôrana raika antsovina hoe Tsara-fitodian-tsambo, ze akekin'ny tanànan'ny Lasea. \ No newline at end of file +\v 7 Rafa netsambo niadana nandritry ny andro maro zahay ary ny farany de tonga tam-pasahiranana teo akaikin'ny Kinidio, de tsy namela an'nay ande tam-zany lalana zany ntsony ny rivotra, ka de netsambo nagnaraka ny ilany takon-drivotra ny Kreta zahay, mifanjo am'Salmona. \v 8 Nagnra-morona tam-pasahiranana zahay, mandra-patonganay taigny am'tôrana raika antsovina hoe Tsara-fitodian-tsambo, ze akekin'ny tanànan'ny Lasea. \ No newline at end of file diff --git a/27/09.txt b/27/09.txt index d8af2f6..c73b514 100644 --- a/27/09.txt +++ b/27/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 \v 11 Ary nandany fotôna betsaka zahay, eaf dila iany kô ny fotôna fifaden-kanin'reo Jiosy, ary efa lasana nampidi-doza ny miondrana an-tsambo. Ka de nampitandrina an'jareo Paoly, ary nitare hoe: "Ry leilà, hitako fa ty de ze ho ataontsika ty de hisy faratrana sy fatinatoka betsaka, tsy ho an'ny entana sy ny sambo fôgna, fa ho an'ny aignantsika kô." Fa ny kapiteny nagnome lanja betsaka ny mpitondra sy ny tompon'ny sambo no reo ra ze vôlazan'i Paoly. \ No newline at end of file +\v 9 Ary nandany fotôna betsaka zahay, eaf dila iany kô ny fotôna fifaden-kanin'reo Jiosy, ary efa lasana nampidi-doza ny miondrana an-tsambo. Ka de nampitandrina an'jareo Paoly,\v 10 ary nitare hoe: "Ry leilà, hitako fa ty de ze ho ataontsika ty de hisy faratrana sy fatinatoka betsaka, tsy ho an'ny entana sy ny sambo fôgna, fa ho an'ny aignantsika kô." \v 11 Fa ny kapiteny nagnome lanja betsaka ny mpitondra sy ny tompon'ny sambo no reo ra ze vôlazan'i Paoly. \ No newline at end of file diff --git a/27/12.txt b/27/12.txt index f3cb990..597068b 100644 --- a/27/12.txt +++ b/27/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 Satria ao am'seragnana de tsy mora raha hijanonana mandritry ny ririnina, de betsaka tam'reo mpetsambo no nagnatoro hevitra ny hiondrana hiala teo, fa ndraindray mbô afaka mizotra makaigny an'tanànan'ny Foiniksa am'fara herinay, mba hipetraka aigny mandritry ny ririnina. Foiniksa de saragnana aigny Kreta, ary magnatrika ny magnavaratra andrefana sy ny magnatsimo-andrefana zany. Rafa nanomboka nitsoka malefaka ny rivotra avy aigny atsimo, de nihevitra reo tantsambo fa nanagna ze nilain'jareo. Ka de nampakatra ny vatofantsika ary niondrana nagnaraka an'i Kreta zareo, nagnakeky ny moron-dranomasina. \ No newline at end of file +\v 12 Satria ao am'seragnana de tsy mora raha hijanonana mandritry ny ririnina, de betsaka tam'reo mpetsambo no nagnatoro hevitra ny hiondrana hiala teo, fa ndraindray mbô afaka mizotra makaigny an'tanànan'ny Foiniksa am'fara herinay, mba hipetraka aigny mandritry ny ririnina. Foiniksa de saragnana aigny Kreta, ary magnatrika ny magnavaratra andrefana sy ny magnatsimo-andrefana zany.\v 13 Rafa nanomboka nitsoka malefaka ny rivotra avy aigny atsimo, de nihevitra reo tantsambo fa nanagna ze nilain'jareo. Ka de nampakatra ny vatofantsika ary niondrana nagnaraka an'i Kreta zareo, nagnakeky ny moron-dranomasina. \ No newline at end of file diff --git a/27/14.txt b/27/14.txt index d36e279..94039ce 100644 --- a/27/14.txt +++ b/27/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 \v 16 Fa afaka fotôna foika de nisy tafio-drivotra mahery, nantsovina hoe Eoraklydona, nanomboka namely mafy avy aigny am'nosy. Rafa tratry ny tafiotra ny sambo ary tsy afaka nanotra ny rivotra ntsony, de tsy maintsy nagnome lalana ny tafiotra zahay ary nentin'ny rivotra nivezivezy. Nentsambo nagnaraka ny morogn'ny nosy kely raika antsovina hoe Kaoda zahay, ary tam-pasahiranana no nafahanay niaro ny lakana famonjena aigna. \ No newline at end of file +\v 14 Fa afaka fotôna foika de nisy tafio-drivotra mahery, nantsovina hoe Eoraklydona, nanomboka namely mafy avy aigny am'nosy.\v 15 Rafa tratry ny tafiotra ny sambo ary tsy afaka nanotra ny rivotra ntsony, de tsy maintsy nagnome lalana ny tafiotra zahay ary nentin'ny rivotra nivezivezy. \v 16 Nentsambo nagnaraka ny morogn'ny nosy kely raika antsovina hoe Kaoda zahay, ary tam-pasahiranana no nafahanay niaro ny lakana famonjena aigna. \ No newline at end of file diff --git a/27/17.txt b/27/17.txt index a708551..92f7c4c 100644 --- a/27/17.txt +++ b/27/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 Rafa nampekarin'jareo ny lakana famonjena aigna, de nampesain'jareo ny tadin'zany mba hamatorana ny vatan'ny sambo. Natatra zareo fa tokony hande ambonin'ny fasika mandrevon'ny Syrtiso, ka de nalatsan'jareo ny vatofantsika ny ranomasina ary nande ho azy teigny. Takatry ny familezana mahery vaikan'ny tafiotra zahay haigny ka ny andro magnaraka io de nanomboka nagnary reo entana taigny ambelagn'ny sambo zareo. \ No newline at end of file +\v 17 Rafa nampekarin'jareo ny lakana famonjena aigna, de nampesain'jareo ny tadin'zany mba hamatorana ny vatan'ny sambo. Natatra zareo fa tokony hande ambonin'ny fasika mandrevon'ny Syrtiso, ka de nalatsan'jareo ny vatofantsika ny ranomasina ary nande ho azy teigny. \v 18 Takatry ny familezana mahery vaikan'ny tafiotra zahay haigny ka ny andro magnaraka io de nanomboka nagnary reo entana taigny ambelagn'ny sambo zareo. \ No newline at end of file diff --git a/27/19.txt b/27/19.txt index e0d0db0..9651350 100644 --- a/27/19.txt +++ b/27/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 Tam'ny andro fatelo reo tantsambo de nanipy ny entan'ny sambo taigny ambelagnin'ny sambo tam'tagnan'jareo manôkana. Rafa tsy nihiratra taminay nandritry ny andro maro ny masoandro sy ny kintana, ary mbola namely an'nay le tafiotra be, de very daôly ny fagnantenana ny havônonjy an'nay. \ No newline at end of file +\v 19 Tam'ny andro fatelo reo tantsambo de nanipy ny entan'ny sambo taigny ambelagnin'ny sambo tam'tagnan'jareo manôkana. \v 20 Rafa tsy nihiratra taminay nandritry ny andro maro ny masoandro sy ny kintana, ary mbola namely an'nay le tafiotra be, de very daôly ny fagnantenana ny havônonjy an'nay. \ No newline at end of file diff --git a/27/21.txt b/27/21.txt index a976245..2721762 100644 --- a/27/21.txt +++ b/27/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 \v 22 Rafa lasa lavitra tsisy ahanina zareo, de nitsangana teo am'reo tantsambo Paoly avy eo ary nitare hoe: "Ry leilà, tokony nihaino anà nareo, ary tsy niondrana avy taigny Kreta, ho tratran'zao faharatrana sy fatiantoka zao. Am-zao de mampirisika an'nareo za mba hahery, fa tsisy favarezan'aigna akeo agnolônareo, fa fahaverezan'ny sambo fôgna iany. \ No newline at end of file +\v 21 Rafa lasa lavitra tsisy ahanina zareo, de nitsangana teo am'reo tantsambo Paoly avy eo ary nitare hoe: "Ry leilà, tokony nihaino anà nareo, ary tsy niondrana avy taigny Kreta, ho tratran'zao faharatrana sy fatiantoka zao. \v 22 Am-zao de mampirisika an'nareo za mba hahery, fa tsisy favarezan'aigna akeo agnolônareo, fa fahaverezan'ny sambo fôgna iany. \ No newline at end of file diff --git a/27/23.txt b/27/23.txt index 5411882..a9fd794 100644 --- a/27/23.txt +++ b/27/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 \v 24 \v 25 \v 26 Fa tam'alina de nisy anjelin'Andriamanitra ze Tompoko, ze Tompoiko iany kô- nitsangana takeo agnilakao ny anjeliny ary nitare hoe: "Aza matatra, ry Paoly. Tsy maintsy hitsangana akeo agnatrehan'i Kaisara enao, ary indro Andriamanitra akao am'hatsaram-pagnany no nagnome an'nao reo daôly miantsambo miaraka aminao." No zany mionogna, ry leilà! Fa matokyy an'Andriamanitra za fa hitranga araka ze vôlaza taminà zany. Saigny tsy maintsy hidona amina nosy maromaro tsika." \ No newline at end of file +\v 23 Fa tam'alina de nisy anjelin'Andriamanitra ze Tompoko, ze Tompoiko iany kô- nitsangana takeo agnilakao ny anjeliny \v 24 ary nitare hoe: "Aza matatra, ry Paoly. Tsy maintsy hitsangana akeo agnatrehan'i Kaisara enao, ary indro Andriamanitra akao am'hatsaram-pagnany no nagnome an'nao reo daôly miantsambo miaraka aminao." \v 25 No zany mionogna, ry leilà! Fa matokyy an'Andriamanitra za fa hitranga araka ze vôlaza taminà zany. \v 26 Saigny tsy maintsy hidona amina nosy maromaro tsika." \ No newline at end of file