auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-04 07:25:39 +08:00 committed by root
parent dbcc5f1ee0
commit b5a4f869c9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Andriamanitra de nikoragna taminazy salan'zao, fa reo taranany de hipetraka maharitra aigny amin'ny tanin'ny firenen-kafa, ary reo mponina akao de hitondra an'azy reo amin'ny fanandevozana sy fampahorena mandritry ny efa-jato taona. Nefa ho tsaraiko ny firenena ze tompon'jareo, ozy Andriamanitra 'ary afaran'zany de hagnantogna sy hidera Anà akeo am'io tôrana io zareo. Avy akeo namen'Andriamanitra an'i Abrahama ny fanekena amin'ny famorana, ka i Abrahama de lasa rain'Isaka ary namora an'azy tamin'ny andro fahavolo; Isaka de lasa rain'i Jakoba, ary Jakoba lasa rain'reo patriaa
Andriamanitra de nikoragna taminazy salan'zao, fa reo taranany de hipetraka maharitra aigny amin'ny tanin'ny firenen-kafa, ary reo mponina akao de hitondra an'azy reo amin'ny fanandevozana sy fampahorena mandritry ny efa-jato taona. Nefa ho tsaraiko ny firenena ze tompon'jareo, ozy Andriamanitra 'ary afaran'zany de hagnantogna sy hidera Anà akeo am'io tôrana io zareo. Avy akeo namen'Andriamanitra an'i Abrahama ny fanekena amin'ny famorana, ka i Abrahama de lasa rain'Isaka ary namora an'azy tamin'ny andro fahavolo; Isaka de lasa rain'i Jakoba, ary Jakoba lasa rain'reo patriarika roa ambefolo.