auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-25 13:37:32 +03:00 committed by root
parent 34a17d658f
commit b58fad4b78
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nahafinaritra ny ôla daôly ny teny nataon-jareo. Ka nifidy an'i Stefana zareo, leila feno finoana sy Fanahy Masina, ary i Filipo, Prokoro, Nikanora, Timona, Parmena ary Nikoleo, proselyta
Nahafinaritra ny ôla daôly ny teny nataon-jareo. Ka nifidy an'i Stefana zareo, leila feno finoana sy Fanahy Masina, ary i Filipo, Prokoro, Nikanora, Timona, Parmena ary Nikoleo, proselyta avy aigny Antiokia. Reo mpino de nitondra an'reo leila takeo agnatrehan'ny Apostoly, ze nivavaka sy nametraka ny tagnan-jareo.

1
06/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ka niparitaka hatraigny ny tenin'Andriamanitra, ary ny isan'ny mpianatra takao Jerosalema de nenitombo be, ary mpisorona betsaka be kosa no lasa