auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-04 07:25:39 +08:00 committed by root
parent 7dfed11ef1
commit b03b2f325a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ry olon'Israely, tandrineso zao teny zao: Jesosy avy aigny Nazareta, le ôla nabôgna an'nareo tamin'ny alalan'Andriamanitra mba ho marina am'reo asa leibe, reo fagagana, ary reo famantarana ze nataon'Andriamanitra taminazy teo ampovônareo, araka ny fantatry ny tenanareo. Io leilà io de natolotry ny drafitr'Andriamanitra ze efa nomagnina melô sy ny falalany, ary ny tagnan'ny mpandika lalàna sy anareo, namono an'azy tam'famantsena an'azy teo ami
Ry olon'Israely, tandrineso zao teny zao: Jesosy avy aigny Nazareta, le ôla nabôgna an'nareo tamin'ny alalan'Andriamanitra mba ho marina am'reo asa leibe, reo fagagana, ary reo famantarana ze nataon'Andriamanitra taminazy teo ampovônareo, araka ny fantatry ny tenanareo. Io leilà io de natolotry ny drafitr'Andriamanitra ze efa nomagnina melô sy ny falalany, ary ny tagnan'ny mpandika lalàna sy anareo, namono an'azy tam'famantsena an'azy teo amin'ny hazo fijaliana. Fa Andriamanitra nanangana an'Azy, nagnafaka an'Azy tam'reo fanaintaignan'ny fafatesana, satria sarotra ho an'Azy ny ni