auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 18:23:42 +08:00 committed by root
parent 5ad750aea6
commit afe29f393d
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
No zany le kapiteny de nandray an'le gaogna ary nitondra an'azy taigny amin'ny kapiteny mpitarika ka niteny hoe: "I Paolyle gadra no nagnantso anà ho aigny amin'azy, ary nangataka anà mba hitondra an'ty gaogna ty ho aketo aminao. Managna ra ho lazaina aminao izy." Ny kapiteny mpitarika de naka an'azy tamin'ny tanàna ho aigny amin'ny toerana mitokana ary nagnontany an'azy hoe:
No zany le kapiteny de nandray an'le gaogna ary nitondra an'azy taigny amin'ny kapiteny mpitarika ka niteny hoe: "I Paolyle gadra no nagnantso anà ho aigny amin'azy, ary nangataka anà mba hitondra an'ty gaogna ty ho aketo aminao. Managna ra ho lazaina aminao izy." Ny kapiteny mpitarika de naka an'azy tamin'ny tanàna ho aigny amin'ny toerana mitokana ary nagnontany an'azy hoe: 'Ino zany tokony ho lazainao aminà zany?"

1
23/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Le gaogna niteny hoe: "Reo Jiosy de efa naneky ny hangataka aminao mba hitondra an'i Paoly hidigna aigny amin'ny filan-kevitra ra