auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-25 22:01:47 +03:00 committed by root
parent 447e9815eb
commit af4294a0f3
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa tapitra ny andronay taigny, de niala takao zahay ka nande tamin'ny làlanay, ary izy daôly, niaraka tam'reo vady aman-jagnany, nagnaraka nivôka takao amin'
Rafa tapitra ny andronay taigny, de niala takao zahay ka nande tamin'ny làlanay, ary izy daôly, niaraka tam'reo vady aman-jagnany, nagnaraka nivôka takao amin'ny tanàna. Ary nandohalika taigny amoron-dragnomasina de nivavaka ary nifagnano veloma. De niditra takao an-tsambo zahay, ary zareo niverigna taigny an-tragnony.

1
21/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa vitanay ny de taigny Tyro, de tonga taigny Ptolemaisy zahay. Taigny de naifanena tam'reo ralà ary nijagnona ray andro niaraka tamin-jareo. Ny amaraigna de niala takao zahay ary nande