auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 11:29:48 +03:00 committed by root
parent 72eb297c93
commit ad098db015
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary Feliksa, ze nampafantarina tsara momba le fampenarana. Izy de nitare hoe: "Rafa misigna avy akaigny Jerosalema i Lysia mpandidy, de hagnapa-kevitra ny amin'ny raharahanao za." Avekeo izy nandidy le kapiteny fa i Paoly de tokony hembesana, fa mbô hisy fahafahana de tsisy am'reo namany ho sakanana amin'ny fanampena ze ra ilainy.
\v 22 \v 23 Ary Feliksa, ze nampafantarina tsara momba le fampenarana. Izy de nitare hoe: "Rafa misigna avy akaigny Jerosalema i Lysia mpandidy, de hagnapa-kevitra ny amin'ny raharahanao za." Avekeo izy nandidy le kapiteny fa i Paoly de tokony hembesana, fa mbô hisy fahafahana de tsisy am'reo namany ho sakanana amin'ny fanampena ze ra ilainy.

View File

@ -1 +1 @@
Andro vitsivitsy tafaran'zany, de niverigna niaraka tamin'i Drosila vadiny i Feliksa, ze vevavy Jiosy, ka nalefa ho an'i Paoly izy ary naheno tamin'azy ny momba ny finoana akao amin'i Kristy Jesosy. Fa rafa niady hevitra niaraka tamin'azy i Paoly momba ny fahamarinana, fahononan-tegna, sy ny fitsarana ho avy, de lasa raiki(tatra i Feliksa ka nitare hoe: "Mandehana manomboka zao. Fa rafa managna fahafana za afarafara akao, de handefa ho an'nao."
\v 24 \v 25 Andro vitsivitsy tafaran'zany, de niverigna niaraka tamin'i Drosila vadiny i Feliksa, ze vevavy Jiosy, ka nalefa ho an'i Paoly izy ary naheno tamin'azy ny momba ny finoana akao amin'i Kristy Jesosy. Fa rafa niady hevitra niaraka tamin'azy i Paoly momba ny fahamarinana, fahononan-tegna, sy ny fitsarana ho avy, de lasa raiki(tatra i Feliksa ka nitare hoe: "Mandehana manomboka zao. Fa rafa managna fahafana za afarafara akao, de handefa ho an'nao."