From ac424342be5c2768f48a95ace29c19d32191cbe3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 15:36:05 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 05/09.txt | 2 +- 05/12.txt | 2 +- 05/14.txt | 2 +- 05/17.txt | 2 +- 4 files changed, 4 insertions(+), 4 deletions(-) diff --git a/05/09.txt b/05/09.txt index 067561a..d1e4e84 100644 --- a/05/09.txt +++ b/05/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 11 Avy teo Petera niteny an'azy hoe: "Nagnino anareo no nagneky hiara-hitsapa ny Fagnan'ny Tompo? Io reo ny tongotr'reo ôla ze nandevigna ny vadinao de akeo am-baravaragna, ary hamôka an'nao zareo. \v 10 ary lavo teo amin'ny tongony izy ary afaka ny aignany. Rafa niditra tao reo gaogna de nahita an'azy maty, ka nitondra an'azy nivoka sy nandevigna an'azy teo agnilan'ny vadiny. Natatra mafy ny fengonana manontolo sy reo ze nareigny an'zany ra zany. \ No newline at end of file +\v 9 Avy teo Petera niteny an'azy hoe: "Nagnino anareo no nagneky hiara-hitsapa ny Fagnan'ny Tompo? Io reo ny tongotr'reo ôla ze nandevigna ny vadinao de akeo am-baravaragna, ary hamôka an'nao zareo. \v 10 ary lavo teo amin'ny tongony izy ary afaka ny aignany. Rafa niditra tao reo gaogna de nahita an'azy maty, ka nitondra an'azy nivoka sy nandevigna an'azy teo agnilan'ny vadiny.\v 11 Natatra mafy ny fengonana manontolo sy reo ze nareigny an'zany ra zany. \ No newline at end of file diff --git a/05/12.txt b/05/12.txt index f59d727..a3b94e8 100644 --- a/05/12.txt +++ b/05/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 Famatarana ny Fagagana maro no nibôgna tam'reo vahôka tamin'ny alalan'reo apostoly. Niaraka teo amin'ny fialofan'i Salomona zareo. Fa tsisy ôla hafa nagnano fasahina hiaraka amin'jareo, kanefa ny vahôka de nanandratra fankasitran feno an'jareo. \ No newline at end of file +\v 12 Famatarana ny Fagagana maro no nibôgna tam'reo vahôka tamin'ny alalan'reo apostoly. Niaraka teo amin'ny fialofan'i Salomona zareo. \v 13 Fa tsisy ôla hafa nagnano fasahina hiaraka amin'jareo, kanefa ny vahôka de nanandratra fankasitran feno an'jareo. \ No newline at end of file diff --git a/05/14.txt b/05/14.txt index dc9b9d1..ac8259e 100644 --- a/05/14.txt +++ b/05/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 \v 16 Ary vao maika niha-betsaka reo mpino ze nagnampy isa ny Tompo, andian-deila sy vevavy. Ka nentin'jareo taigny an-dalana hatramin'ny marary ka nampandren-jareo teo fandrena sy farafara, ka rafa mba mandalo Petera, de mety mba hagnaloka ny sasagny am'jareo ny talinjogny. Teo ihany kô de maro ny vahôka no niara-tonga avy am'reo tanàna magnodidigna an'i Jerosalema, nitondra ny marary sy reo ze nampijalen'ny fagna maloto, ary de sitrana izy daôly. \ No newline at end of file +\v 14 Ary vao maika niha-betsaka reo mpino ze nagnampy isa ny Tompo, andian-deila sy vevavy. \v 15 Ka nentin'jareo taigny an-dalana hatramin'ny marary ka nampandren-jareo teo fandrena sy farafara, ka rafa mba mandalo Petera, de mety mba hagnaloka ny sasagny am'jareo ny talinjogny. \v 16 Teo ihany kô de maro ny vahôka no niara-tonga avy am'reo tanàna magnodidigna an'i Jerosalema, nitondra ny marary sy reo ze nampijalen'ny fagna maloto, ary de sitrana izy daôly. \ No newline at end of file diff --git a/05/17.txt b/05/17.txt index 0de174f..8898eee 100644 --- a/05/17.txt +++ b/05/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 Fa nitsangana ny mpisorogna be, sy reo ze niaraka tamin'azy ( ze antokon'reo Sadoseo); ary de feno felonana zareo ary nisambotra an-keriny reo apostoly, ary nampiditra an'azy reo tao am-dragnomaizigna. \ No newline at end of file +\v 17 Fa nitsangana ny mpisorogna be, sy reo ze niaraka tamin'azy ( ze antokon'reo Sadoseo); ary de feno felonana zareo \v 18 ary nisambotra an-keriny reo apostoly, ary nampiditra an'azy reo tao am-dragnomaizigna. \ No newline at end of file