auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-13 18:25:02 +03:00 committed by root
parent 0bd344df9a
commit ab445ab428
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mbô tsy hitanako an'nareo ela lôtra, de mangataka fotôna vetika aminareo za mbô hitaino anà am-pitonena. Fa io leila io de tazagnay fa mpagnakotaba ary
Mbô tsy hitanako an'nareo ela lôtra, de mangataka fotôna vetika aminareo za mbô hitaino anà am-pitonena. Fa io leila io de tazagnay fa mpagnakotaba ary raika ze nitazika ny Jiosy daôly manerana zao tontolo zao hikomy. Izy no mpitarika sekta Nazarena. Ary izy iany kô no niezaka ny handoto ny tempoly, ka de nosamborinay izy. (Fagnamarihana: Reo antontan-taratasy talô de nagnampy hoe: "Tenay ho tsa