auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-06 13:18:34 +08:00 committed by root
parent ff7b159e04
commit a8d3fa1e8f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
"Jiosy za, teraka taigny Tarsosy aigny Kilikia, fa nitazaina teto am'ty tanàna ty teo am'tongotr'i Gamaliela. Nampenarina araka ny fomba hentitry ny lalàn'reo razantsika za. Tena mafana fo ho an'Andriamanitra za, salan'nareo daôly am-zao andro zao. Nagnenjika io Làlana io ho am'fafatesana za, namatotra sy nanolotra an'jareo ho
"Jiosy za, teraka taigny Tarsosy aigny Kilikia, fa nitazaina teto am'ty tanàna ty teo am'tongotr'i Gamaliela. Nampenarina araka ny fomba hentitry ny lalàn'reo razantsika za. Tena mafana fo ho an'Andriamanitra za, salan'nareo daôly am-zao andro zao. Nagnenjika io Làlana io ho am'fafatesana za, namatotra sy nanolotra an'jareo ho atao an-trano maizina na ny leilà na ny vevavy, ary ny mpisorogna be sy reo loholona daôly afaka mijoro vavolombelona. Naharay taratasy aigny Damaskosy, ary nandeha nankaigny nitondra an'jareo niverigna mbola mig