From a83e0ead8c2b4307fb49e3c4405ee560596ea1b6 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Mon, 25 May 2020 19:15:03 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 10/09.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/10/09.txt b/10/09.txt index 71e1321..676b2d1 100644 --- a/10/09.txt +++ b/10/09.txt @@ -1 +1 @@ -Ary ny amaraigna tokony tamin'ny ora faha enina teo, raha mbola taigny an-dalana zareo ka nagnatogna ny tanàna, de niakatra taigny ambony tafontragno i Petera mba hivavaka. Nanomboka nôna izy avy teo ka nikarakara ra ho anina, kanefa raha mbola teo am-pandraôna ahanina ny ôla de nahita fahitana izy, ary natazagna ny lagnitra nisokatra izy sy fitahirizana raika nidigna, salan'ny lamba be midigna aty an-tany am-pidignina amin'ny zorony efatra. Tao no nisy karazam-biby manantobotra efar \ No newline at end of file +Ary ny amaraigna tokony tamin'ny ora faha enina teo, raha mbola taigny an-dalana zareo ka nagnatogna ny tanàna, de niakatra taigny ambony tafontragno i Petera mba hivavaka. Nanomboka nôna izy avy teo ka nikarakara ra ho anina, kanefa raha mbola teo am-pandraôna ahanina ny ôla de nahita fahitana izy, ary natazagna ny lagnitra nisokatra izy sy fitahirizana raika nidigna, salan'ny lamba be midigna aty an-tany am-pidignina amin'ny zorony efatra. Tao no nisy karazam-biby manantobotra efatra sy ra ze mandady daôly ambony tany, aryn \ No newline at end of file