auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-25 17:38:15 +08:00 committed by root
parent c44e89d76a
commit a69324c926
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tsika de vavolombelon'reo ra-vitan'i Jesosy daôly taigny amin'ny tanin'ny Jiosy sy taigny Jerosalema. Novonon'jareo Izy tamin'ny alalan'ny fagnantognana an'Azy tamin'ny kakazo, fa Andriamanitra nanangana an'A
Tsika de vavolombelon'reo ra-vitan'i Jesosy daôly taigny amin'ny tanin'ny Jiosy sy taigny Jerosalema. Novonon'jareo Izy tamin'ny alalan'ny fagnantognana an'Azy tamin'ny kakazo, fa Andriamanitra nanangana an'Azy tamin'ny andro fatelo ary nagnano ze hahitana an'Azy.Tsy reo ôla daôly, fa reo vavolombelona ze vôfidin'Andriamanitra mialô - tamintsika ze ninana sy nisotro niaraka tamin'Azy tafaran'ny nitsanganany tamin'ny maty.